Mifalia fa Malagasy

21. Fiffi ( 26/06/2007 20:40)
heu.....nefa njay akia de vao avy niresaka messenger zah teo tam namana any dago de hoe fety be hono koh ! :roll:
22. Fiffi ( 26/06/2007 21:21)

Ry Tanindrazanay malala ô
Ry Madagasikara soa.
Ny fitiavanay anao tsy miala,
Fa ho anao ho anao doria tokoa.

Tahionao ry Zanahary

'Ty Nosindrazanay ity

Hiadana sy ho finaritra

He sambatra tokoa izahay.

Ry Tanindrazanay malala ô
Irinay mba hanompoana anao
Ny tena sy fo fanahy anananay
'zay sarobidy sy mendrika tokoa

Ry Tanindrazanay malala ô
Irinay mba hitahiana anao,
Ka Ilay Nahary izao tontolo izao
No fototra ijoroan'ny satanao.
23. dongadonga ( 27/06/2007 19:57)
jery aatrriikaah.
24. Fiffi ( 27/06/2007 20:11)
an ? :roll:
25. dongadonga ( 27/06/2007 20:55)
kihita fa manao jery atrika fa mandeha ny hirampirenena kou ,tsy misy mahazo mihetsika:P
26. Fiffi ( 28/06/2007 13:18)
ka tsy aiko ny dikany koh ! :oops:
27. andry08 ( 28/06/2007 19:57)
"garde à vous" ny dikany ry Fi an!
28. Fiffi ( 28/06/2007 20:43)
dongadonga:

jery aatrriikaah.
andry08: zao ve akia no lazainy ka ahoana no ahazahoako an'zao ? :-*:-*:-*:-*


29. dongadonga ( 30/06/2007 05:11)
izay no dikany ,tsy mahazo mihetsika na laniny parasy ary de ihafiana eo :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.131