vehivavy bevohoka mamo tampona !!!

1. bidagda ( 25/06/2007 16:21)
tena mahasorena ny mijery le ramatoa bevohoka be efa eo @ 7 mois nefa dia mamo tampona manara -drindrina avy eo mbola miady lelahy @ namany koa
asa mba manahoana loatra re ty toaka ao dago ao fa milaza sahirana daholo nefa mbola mahita hisotroan-toaka ihany
novalian'i xxx ny 21/07/2007 04:45
2. fasaly ( 25/06/2007 17:19)
izany no hatao hoe basse classe....atao ahoana fa raha vao mi dependre an'io toaka io tonga dia mivarolavo avy hatrany mitotongana ny fiainana ray mantolo
3. Fiffi ( 25/06/2007 17:21)
le zaza no tena hijaly avieo.....
4. bidagda ( 25/06/2007 19:33)
tokony foanana ohatran'ny sigara ny toaka!!!
5. Jeankely ( 26/06/2007 02:35)
Tara indray aho ry "bidaqda" fa efa foana angaha ny sigara any Madagasikara sa any amin'ny misy anao any andafinao? Mivaralila izy fa tsy mahazaka fiainana. Be ny makorelila ampy taona tsisy kil intsony, ao ny voafitaky ny lehilahy ratsy fanahy, na izany aza tsy mahazaka ny tenany ary tsy tompon'ny tenany intsony izy.
6. dongadonga ( 26/06/2007 06:26)
ny toaka de tsy mety foana izany fa ny ramatoa mpivarilavo no tokony foanana:lol:
7. Jeankely ( 26/06/2007 06:36)
Ahoana no hamohanana azy ry dongadonga?
8. dongadonga ( 26/06/2007 07:32)
asiana lalàna hoe izay ramatoa tratra misotro de voany dina ,ary faizina
9. Jeankely ( 26/06/2007 08:42)
koa tsy tabatabain'i bazylou indray ve hoe ahoana indray ity Ramatoa tsy mahazo misotro taoka ity. Bazylou VINDINA manko manenjika izay mitranga.=))=))
10. xxx ( 26/06/2007 11:01)
tsara tokoa aloha raha jerena ny environnement iainan'ilay ramatoa fa tsy avy dia tsaraina izy e
11. Jeankely ( 27/06/2007 06:40)
Resy amin'ny fiainana izy ka asa na izay solafaka amin'ny fianana rehetra koa hivazavazan'i Bazylou hoe ny nataon'ny fitondrana io.
12. bidagda ( 27/06/2007 10:16)
ka na resy @ fiainana tahaka ny inona aza ve hoy nareo de ny zaza ao an-kibo avy fahanana toaka.vahaolana aza ve hoy nareo ny toaka ?
tokony foanana hoa ny toaka any gasikara fa tsy mahatanty misotro ny gasy
13. Jeankely ( 27/06/2007 10:27)
Dia hilahatra ny mpisotro toaka hoe ahoana no foanana ny taoka eeeeee Tsimamo aho eee=))=))=))
14. ranitse ( 29/06/2007 10:21)
Dia ahoana ny betsabetsa lasa any andafy. Toa hoe misotro be bazylou ko
15. bidagda ( 29/06/2007 13:22)
fa maninona anareo mihitsy ty bazylou e?:-D
16. xxx ( 29/06/2007 13:50)
Tsy ny gasy ihany no manao an'izany ry bidagda ah. Vao tamin'ny tele mihitsy aho no nahita vazaha bevohoka nefa mamo. Dia niady tamin'ny reniny.
17. bidagda ( 29/06/2007 20:29)
ka ny vazaha anie ry XXX ra teraka ka sampona ny zaza mba mahazo fanampiana @ fanjakana hatr@ farany e!
18. rahiratra ( 30/06/2007 06:22)
Mitady an'i bazylou dia mahazo vary any amin'ny TSAKYPOPY fa 4mis ny zaza.
19. mimich ( 10/07/2007 14:23)
mampalahelo tokoa izany, saingy tsy hita ifanomezan-tsiny mety ho vokatry adim-piainana ny mahatonga an'io ee, tsy manan-kitarainana sy mahita vahaolana de any sisa no mialavokona ee.
"Ny ao am-po tsy miloaka hono avoaka amin'ny toaka ee"

20. ari.malala ( 11/07/2007 06:45)
nareo manao anzany fa misy ol ao am fianakavianay, tongobakivaky mloa sady maharary no mahamenatra, fa izany 8 ny zanany, fa nanomboka teo am zanany faha 5 angamba, mamolava isak'izay bevoka!! de mampalaelo mintsy ny fiainan'izy mianakavy! samy misotro na le lelà na le vevavy, de ny ankizy no mitsangamenatra lava izao satria mamo de tsy mahazaka tena de raofina any an'arabe rehetra any... manala baraka eran'io alehany rehetra io... mampalaelo e! de efa tenenin'ny zanany fona, iadivan'ny zanany fona fa tsisy fanafany e! mampalaelo!! d ny ol miteny we omena fitiavana, ko izy aza miavonavona b takan'ny adala refa tsy mamo ko fomba aona no iresahanay aminy?!!! de ny zanany no miresaka aminay, fa mampalaelo be ny maheno ny tarainan'le ankizy hoe mafy ny henatra zakaina sns... hany herinle ankizy de mitokantrano sisa... de le zàmadinika tsy mahaleo tena sisa ao @ izy mivady... nefa anie ol tokony hanana ny mahaizy azy fa d simban'ny toaka e! de ny zanany zany zao à 98% lasa mpisotro toaka daolo, nefa vvikely daolo le 3 farany nentiny tanaty toaka izany...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2462