ny toaka anie misotro ianao mba ferana ihany mba hoe wek end fa any dago puis efa sahirana @ fitadiavam-bola nefa ny karama kely raisina mbola ahazoana hividianana toaka izay mba mety ho sakafo kely hoan'ny ankizy torak'izany tsika vehivavy raha hisotro mba tsy ho eo @ fotoana ambohoka ianao rah mararin'ny toaka tsy olana fa ny tokony ho jerena dia etre humain no ao akibo fa tsy voalavo na !!!!! akory!
io zany na inona na inona teneninareo de ratsy ny vokatry ny toaka, na ho an'ny lahy na vavy, misy effet ratsy am fahasalamana, matetika ny olona misotro toaka de tsy misaina lavitra, tsy misy hajany,ary indrindra ndrindra ratsy tarehy, mora antitra be,