mauvais joueur

1. diamondra27 ( 20/06/2007 11:31)
ahoana ny hatao rehefa sendra ireny mauvais joueur ireny?

Ampirevena ve izy sa tsy atao maharesy mba aseho azy fa matoa izy resy de tokony mbola hianatra teknika bebe kokoa zay

misy de tena mitomany sy malahelo ery rehefa resy an!
de raha mikola moa de e e e aoka fotsiny mahita le olona tezitra sy misafoaka§

DE ozy za we: maninona ra mitazana fa tsy milalao refa tsy mahay
novalian'i sympa ny 21/06/2007 15:56
2. vale ( 20/06/2007 11:52)
ka raha tsisy experiansy kosa anie ve hahay eo mintsiny izy? hihihihi
3. kelly13 ( 20/06/2007 12:20)
ny maharesy tsy hobiana ny resy tsy akoraina
4. tatamo40 ( 20/06/2007 17:13)
ihomehezana fotsiny dia ampy azy ny fanao azy.
5. diamondra27 ( 20/06/2007 17:48)
raha ihomehezana izy vao maika romotra koa!
6. Stretch ( 20/06/2007 20:12)
de aleo izy romotra any ko , zay mpanao ping pong, tennisy ambony latabatra , mafinaritra ny mijery le tsy mataty resy manapotika raketra mandaka latabatra
tsy ratsy toetra a fa tena sônema be mintry ny mijery an zany :°)
7. xxx ( 20/06/2007 21:34)
diamondra27:

raha ihomehezana izy vao maika romotra koa!



dia avelao izy ho romotra eo, hanaikitra veuh????
8. sympa ( 21/06/2007 15:56)
8-):-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0068