Malakilaky moa ééé !

1. sympa ( 19/06/2007 22:39)
Aleo njay ary jerena ny akinganareo ééé :^):^) avereno adika le soratra midina

http://www.gamesforthebrain.com/game/speedtype/

novalian'i sympa ny 21/06/2007 00:39
2. pissoa ( 20/06/2007 00:46)
hi hi hi ! level 4 dia raraka :oops::oops::oops:
3. vale ( 20/06/2007 00:52)
sympa: de awona ny hafantaranao hoe iza no kinga teo?:lol:; level3, owéééééeeee:-P
4. vale ( 20/06/2007 00:54)
na Miadana?:roll::-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
5. infinity ( 20/06/2007 08:01)
Sympa... ary le level 25 lty toa @ teny gasy? ...ptdrr :°):°) (blagy less izany a)
Mahafinaritra e! :wink:
6. cbd ( 20/06/2007 22:35)
sympa >> level 2 et demi lesy za no tavela an! :-D:-D
7. sympa ( 21/06/2007 00:39)
infinity :arrow: tsy mba aiko lesy fa iza tavela teo @ level 4 de tsy mety tafa tsony :roll:

cbd :arrow: :-P:-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5895