2m80

1. infinity ( 19/06/2007 11:51)
Nisy mpitondra kamiô sy ny mpanampiny izany niaraka niasa indray alina.
Tonga teo anoloan'ilay Tunnel misy famantarana hoe
novalian'i ktsif ny 11/07/2007 15:16
2. nanoukely ( 19/06/2007 12:57)
=))=))=D
3. wooda ( 19/06/2007 13:18)
:°) mdrr :-D:-D:-D
4. Aino ( 19/06/2007 14:20)
tsy azoko tsara ny fiafarany
5. Samoana ( 19/06/2007 14:50)
:-D ...efa nisotrosotro koa moa ilay saofera de iny fa natsofony tokoa ny kamiô. Mazava ho azy fa ni-koinsa tanaty tunnel!! Kivikivy izy 2là nivoaka ny fiara:
- Tsy koi io letsy a! hoy le saofera t@ mpanampiny. Tsy de nikoince be loatra fa degonfleo fotsiny ny pneu rehetra de tafavoaka isika mitsam !
( Tsipaky ny hehy ilay mpanampy....)
- Ha!Ha!Ha! Mampiomehy ahy mihintsy ramose kah !....Fa dégôflé-na ahoana ny pné?.... Ka tsy ny aty ambany anie ramose no mikoinsa fa ny any ambony e!!!....
6. infinity ( 19/06/2007 15:32)
Samoana :-D:-D
7. Bita ( 19/06/2007 16:57)
Heveriko fa lay Chauffeur no 2m 80 ny halavany. Dia avieo koa heveriko fa ny lohan'ilay mpanampy no tapaka tany tsy nipody intsony satria navoakany any anie??
8. pissoa ( 19/06/2007 18:19)
:-D:-D:-D:-D:-D
9. fanaina ( 19/06/2007 18:48)
:-D:-D:-D:-D
Mpandefa : Bita [ Valio ] 19-06-2007 18:57:21
Lohateny : Re : 2m80
Heveriko fa lay Chauffeur no 2m 80 ny halavany. Dia avieo koa heveriko fa ny lohan'ilay mpanampy
raha iznay ve dia mbola ahavita himeme any deba ihany izy.
10. ikalapeta ( 19/06/2007 19:07)
fanaina::-$:-$:-$
11. sympa ( 19/06/2007 19:20)
=))=))=))=))=))=))
12. ktsif ( 11/07/2007 15:16)
dia no déngonflena ilay pné fa mbola nikoinsa ihany ilay kamiao
dia hoy indray ilay mpanampy hoe
aleo asiana rora ny lohany ramose a
fa ahoana
ka ianao sy ny ny vadinao toa henoko niteny omaly alina hoe asio rora ny lohany dia amin'izay malama rehefa miditra tonelina e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4397