number one
4. Stretch
(
19/06/2007 16:35)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/fatal%2Bbazouka/video/x21qjj_clip-fatal-bazouka-jaime-trop-ton-b
tiko ndray io e !
nafotaka mintry ny sabotsy alinay
tiko ndray io e !
nafotaka mintry ny sabotsy alinay
7. Stretch
(
19/06/2007 16:43)
fa inn ny koi ry rafify ?
ary aza mora lasa demony ôtrin'io fa mbola betsaka ny gaigy noho zareo [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Amour/0052.gif[/IMG]
ary aza mora lasa demony ôtrin'io fa mbola betsaka ny gaigy noho zareo [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Amour/0052.gif[/IMG]
9. Stretch
(
19/06/2007 17:03)
tsy mpiondana lesy reny fa mpandrava laka a !
parodie , de mody manamafy be we a a a tsy parodie fa we fa we :°)
parodie , de mody manamafy be we a a a tsy parodie fa we fa we :°)
10. sitlo
(
19/06/2007 17:11)
hahaha, vao hitako mihitsy dia izay koa no tao an-tsaiko.
ps: parodie amin'ny teny gasy vaovao hoe kakakaka :-D ohatra hoe nisy ny "kaiamba tena izy" dia misy ny "kakakaka kaiamba" ;-)
ps: parodie amin'ny teny gasy vaovao hoe kakakaka :-D ohatra hoe nisy ny "kaiamba tena izy" dia misy ny "kakakaka kaiamba" ;-)
11. Stretch
(
20/06/2007 06:38)
kay tokoa moa lesy zany marina am teny gasy le zavatra tsy tena izy fa mody atao hoe izy e !
kivadivady
kivarivary
kikonikonina :^)
kitsanotsano
kihirahira
kakaiamba marina ndray ny an tony :°)
nefa ny anay kiendiendy :roll: tena izy,
kivadivady
kivarivary
kikonikonina :^)
kitsanotsano
kihirahira
kakaiamba marina ndray ny an tony :°)
nefa ny anay kiendiendy :roll: tena izy,