mitady an i tsila

1. pisokelindada ( 17/06/2007 17:35)
si tu vois c mess c paske ts aiko n mampiasa an ty zvtra ty hoa fa ampio a!:!::cry:
novalian'i sympa ny 21/06/2007 00:35
2. Fiffi ( 17/06/2007 20:35)
3. Fiffi ( 17/06/2007 20:35)
??? fa iza zany ? mpihira ve sa.....
4. sympa ( 17/06/2007 22:39)
pisokelindada :arrow: Zah aloa manana anarana otr'io fa tsy aiko raha iza no anontanianao ééé :!: :^):^)
5. Fiffi ( 18/06/2007 13:03)
hay misy namana ato hoe "tsila" heu....ka maninn raha nandefasana hafatra izy ? satria mety tsy ho hitany mintss ity dinika ity...

heu...nefa indray ato am artista sy hira ka noheveriko hoe mpihira le izy....
6. tslem ( 18/06/2007 13:54)
Fiffi:

heu...nefa indray ato am artista sy hira ka noheveriko hoe mpihira le izy....



tena fanina koa fiffi zany, antson'ny fo ty kah:-D
7. Fiffi ( 18/06/2007 14:53)
nafindra toerana le izy koh ! :-D:-D
8. tslem ( 18/06/2007 15:14)
kay ve e? zah zany n tena fann :-D :{:{:{
9. sitlo ( 18/06/2007 16:51)
Tara be koa i pisokelindada izany. Efa niampy m izao ilay tsila.
10. Stretch ( 18/06/2007 17:06)
nefa zany tsila zany verlan anà slita =))
11. sitlo ( 18/06/2007 17:07)
ataovy teny gasy ilay verlan fa tsy azo :twisted:
12. Stretch ( 18/06/2007 17:14)
ngà zany fotsiny de malasa demony , dadany ndray zany :°)
13. sitlo ( 18/06/2007 17:20)
tsy demony io wa fa manao solomaso lava taho, izany ve dia mampivoara-maitso.
14. Fiffi ( 19/06/2007 06:44)
tslem: :-D:-D:-D
15. tslem ( 19/06/2007 08:43)
fiffi >>> fann lé zv angamba:-D:-D:-D
16. tslem ( 19/06/2007 08:44)
fiffi >>>fann lé zv teny ambony hazo ngamb zah:-D:-D:-D
17. sympa ( 19/06/2007 21:54)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Messages/fais-une-recherche-95.gif[/IMG] :{:{ misy teny tsy azoko ato zany :roll:
18. Stretch ( 20/06/2007 06:34)
tsita trony marina aky ry sympa zé marina ato ,
sakano aky ny taxi a !
eo fa za mi paila :-D
19. sympa ( 21/06/2007 00:35)
Stretch :arrow: [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Messages/0020.gif[/IMG] na ny taxi nga zao misy tsony @ zao ora izao :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0093