suicide

1. xxx ( 12/06/2007 14:32)
ilay suicide ve ry zareo dia geste fitiavantena be fotsiny sa dia tena leo ny fiainana de tsy te hiaina intsony???
toa tsy mieritreritra ny fahorian'ilay olona manodidina azy izy alohan'ny hanatanterahana ny suicide fa tonga dia ny sai-patany ihany, indrindra ireo ray na reny mamono tena am tsy fantatra.....na ny zanaka mamono tena amin'ny antony tsy fantatra...
raha maty indray haninona anefa fa ilay tsy maty tampoka fa nanjary nanana fiatraikany ara-pahasalamàna no mandreraka be ny mieritreritra azy.....
novalian'i sympa ny 21/06/2007 00:40
2. kally ( 12/06/2007 16:18)
Sasatry ny miaina hono e!
3. cbd ( 12/06/2007 18:14)
Amin'ako aloa de tsy mety izany satria zavatra tokony tsy atao ary tsy mety mihintsy aza fa mamoafady. Ho any ireo ankizy @ izao fotoana izao de zavatra tsia dia tena manahirana akory dia tonga dia anamperana ny ainy :-/ Eo koa moa ny zavatra mianjady @ fiainany koa no mahasarika ry zareo @ zany :roll: Eo ihany koa ny lazain'i kally hoe sasatry ny miaina :roll:
4. diamondra27 ( 12/06/2007 23:39)
le suicide zany de zavatra miseho en fraction de seconde le izy
raha misy olona miteny we za hamono tena de mbola tsy hanao izy zay

fa io tsy misy we vonona na tsy vonona zany fa tonga tampoka le eritreritra de zay no vita

Mila mafy sy henja-tsaina be raha tsy zany de io manao suicide io.

___________________________________

tsy fitiavantena le izy fa zany we tena tsy afa-manoatra tsony le olona e! diso fanantenana sy mieritreritra izy we tsisy fika tsony afa-tsy zay

mila fanampiana le olona nanao TS raha raté, mila soutien psycho
5. cbd ( 13/06/2007 11:28)
:snif:
6. LazaDaddy ( 14/06/2007 06:26)
fantaro aloha ny antony
7. BOZYLOVE3 ( 14/06/2007 15:06)
[size=13px]Efa voa depression , dia manana tendance suicidaire ary physiologik izany (diminution de la serotonine dans le synaspe), izany mahatonga ilaina fanafody antidepresseur sy fampidirana hopitaly olona dans un etat depressif profond.[/size]

[size=13px]Ny olona mamotena dia olona mahatsiaro tena tsy misy mpiraharaha sy kivy , ka ny entourage-ny tokony manao ezaka manome morale sy manampy azy @ ny fotoana maha déprimé azy. Tsy tokony omena tsiny ny olona déprimé fa ny fianakaviny sy ny olona tia azy tokony hanome confiance azy ireo.[/size]

[size=13px] izao ihany ny principe " tu peux dire un je t'aime à ta vie" (l) (l) efa tsy tinao ny fiananao dia mamono tena sisa no fanafodiny ho an'ireo leo tsy mahita tsirony @ ny fianana:cry: :cry: :cry: :cry:[/size]
8. cbd ( 14/06/2007 23:12)
8-)8-)8-)8-)
9. Fiffi ( 15/06/2007 05:25)
xxx:

toa tsy mieritreritra ny fahorian'ilay olona manodidina azy izy alohan'ny hanatanterahana ny suicide fa tonga dia ny sai-patany ihany,
zah aloha de tsy manomé tsiny am olona manao an'zany satria:

-matoa nataony io de efa tena tsy nahita solution intsony le olona...

-matoa nataony io de tena nisy ny antony zay tsy zakany intsony !

-ozy enao ry xxx hoe:tsy mba miheritreritra ny halahelon'fianakams ? nefa matetika ny zavatra nataon'io fianakams io no nitarika azy nanao an'zany koh !
tena mampalahelo be io suicide io an ! saingy.....


10. fasaly ( 15/06/2007 16:11)
enjana be io an! ny aza tratrany ihany alou fa enjana e!
11. cbd ( 15/06/2007 16:29)
Raha iza aloa de tena otrany tsy mifanaraka @ko mihintsy ny hoe namonon-tena ra iana fa otr'izao no nahazo azy :roll: Raha efa maty moa izy de inona tsony moa no azo atao eo fa ny mikarakara ny fahoriana no sisa no mety atao :-/ Fa ireo tratran'ny tsy nampoizina aloa de tokony anontaniana tsara ny antony nahatonga azy anampitra ny fiainany, ny mba anampiana azy sy anomezana azy torilalana tsara mba tsy hirongatra hoany indray rehefa avy eo :-/ Fa tsy rehefa sitrana izy de tonga dia teny mamparary ny fony indray sy fananarana diso tafahoatra be loatra indray no omena azy avy eo :evil: Ny hitaritana azy @ ny lalana tsara no tokony atao, ny fananara aloa tsy mantsy misy fa tokony eritreretine tsara ny teny avoaka zay vao miteny azy :roll:
12. tess ( 15/06/2007 16:50)
taty aminay izao namono tena ilay factrice fa tratran'ny harcèlement an'i ngahy patron foana...no tatran'ny tsy firarahiana izay zavatra resahina aminy:cry:
13. Fiffi ( 15/06/2007 17:21)
le izy koh tena imprévisible be....tampoka teo de iny namono tena iny...:(
Ny zavatra tena mampalahelo koh angamba de le fianakams mi-se culpabilisé rehefa misy ankizy mamono tena ireny....
14. diamondra27 ( 16/06/2007 01:07)
fiffi: tsy mandry tsony ny sain'ny mpianakams satria mataotra sao de mamerina fanindroany le oul

alohan'ny isehoan'ilay TS aloha de mahatsiaro mijaly ;tsy misy mpitia ilay olona
avy eo vao manao passage à l'acte

mety olona mitsiky lava izy satria tsy tiany hitaintaina sy haseho @ olona ny zavatra mampijaly azy.
Refa tonga le fotoana vao samy gaga doly fa we: nisy inona?

15. Fiffi ( 16/06/2007 07:06)
diamondra27:

mety olona mitsiky lava izy satria tsy tiany hitaintaina sy haseho @ olona ny zavatra mampijaly azy.
non ! misy signe qui ne se trompe pas kosa kah !


16. sympa ( 16/06/2007 17:40)
mety olona mitsiky lava izy satria tsy tiany hitaintaina sy haseho @ olona ny zavatra mampijaly azy.
Refa tonga le fotoana vao samy gaga doly fa we: nisy inona?


eka ozy :roll:
17. diamondra27 ( 16/06/2007 18:30)
Fiffi:

diamondra27:

mety olona mitsiky lava izy satria tsy tiany hitaintaina sy haseho @ olona ny zavatra mampijaly azy.
non ! misy signe qui ne se trompe pas kosa kah !





_______________________________

eny fa misy mahay manafina akia ireny a!le olona tena vonona nanao le suicide no manao io, tsy akiteniteny fa tonga de action
18. Fiffi ( 17/06/2007 05:32)
zany an ? heu....mila attentif fotsiny ny olona fa indraindray manko hita mintss fa "chacun pour soi et Dieu pour tous" no hita !
19. sympa ( 17/06/2007 23:51)
Fiffi :arrow: eka ozy ;-) Tu sais parler hein :!:
20. Fiffi ( 18/06/2007 13:24)
miteniteny foana oui ! :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5156