mila torohevitra

1. xxx ( 12/06/2007 05:51)
miala tsiny ra toa ka manao xxx na dia problema tsy de mila anaovana xxx aza ity arosoko ity

izao dia miaraka amin'na olona 1, vehivahy aho, izao anefa dia naharay invitation ny fiancailles-ny ex-ny sipako aho, marihiko fa io vehivavy io dia nosarahany fa nanapa-kevitra ny hiaraka amiko izy, io vehivavy io ko dia nitia azy voa volohany nifgankahita ry zareo ary niara-nianatra izy roa ireo mpinamana be ry zareo t@ izany ary taty aorina efa hanal bacc izy roa dia niaraka ihany ny farany.
nony taty aoriana nefa dia nifanena tamiko io ankizy miaraka amiko izao io zany hoe efa nifankahaklala izahay satria naman'ny cousin-ko izy ary miresaka izahay fa tsy de tena hoe proche be fa nony antony maro samihafa dia tafaraka izahay ary nosarahany io tovovavy nolazaiko tao ambony io.
lasa tany andafy aza ilay tovovavy ary dia mbola nifandray ry zareo tezitra mafy aho tamin'nizay ary dia norarako ts hifampiresaka izy ireo, tsy niteny tam le tovovavy anefa izy fa ilay tovovavy indray no nandefa sms tamin'ny hoe adinoy za fafao daholo zay contact momba any aminao etc etc...

ankehitriny nefa ilay tovovavy dia tonga eto Madagascar ary atao fiancaille ary naharay invitation izahay roa.

ny tena olana amiko dia izao, ramose efa manaiky ny tsy hande satria efa diso fatany ny toetrako nefa kosa izy nilaza tamiko hoe raha tsy mande amin'io isika dia matahotra za hoe sô de lazainy le vehivavy fa mbola manana lonolono aminy (alahelo mo izany e!) sady efa fombandry zareo mpiara-mianatra taloha ny mihaona toy izao refa misy atao raharaha ny mpiara-mianatra aminy taloha ary efa nisy izany ary nande aho saingy ity kosa dia misalasala be aho satria sipany talou ity vehivavy ity.

ka mangataka hevitra avy aminareo namana aho satria avy amin'ny hevitrareo no hakako fanampahankevitra na hande ihany izahay na tsia marihiko fa izy efa manaiky ny tsy hande nefa kosa manenjika ihany ny saiko sao dia te hanao retrouvaille amin'ny namany taloha izy fa pas forcément ilay vehivahy sipany taloha no anton-diany any. ko mba mangataka hevitra avy aminareo namana aho.

misaotra betsaka:)
novalian'i xxx ny 15/06/2007 09:21
2. meva2 ( 12/06/2007 06:53)
Bjr xxx,
Nanontany hevitra ianao ka dia izao ny ahy.
1) tsy azoko hoe fa maninona no "rarànao" tsy hanana contact aminy intsony ilay sipanao, dommage! tsy tokony manakana ny maha mpinamana ny tsy fiarahana indrindra raha hoe mifankahazo.
2)Dia ho faly ve ianao raha tsy hande nareo? nefa io no fotoana iray afaka hifankahitany amin'ny namany rehetra indrindra fa efa fanao.Tsy tokony hatahotra ianao hoe sao heverin'i..., fa tena izay mihitsy ilay izy,manana jalousie ianao dia tsy tianao ry zareo hifankahita.Tsy hitanao misy fitiavantena kely ve ilay izy?
3) Alohan'ny hitiavany hifankahita @ namany dia te hanatrika sy hanome voninahitra ny fiancailles an'ilay tovovavy izy.Tokony izay no ao antsainy raha toa ny sipanao ka olona mahitsy sy honnête ary tena namana.
Izay no hevitro, tsy mba fanaoko ny miteny ankolaka.
Izay koa no maha mpinamana.
3. kallie ( 12/06/2007 07:06)
xxx a, fa inona no ataoranao ra makany nareo? oe sô d ho tia anle vevavy ndray ve izy? ka lé vevavy ary efa anambady ko, ary izy efa miaraka aminao, inona ny olana? Sa ny maita anle vevavy mintsy no tsy tinao? sa izy no tsy tinao maita anle vevavy? Tadidio fa ny zavatra ràràna vao maika atao, za mino fa en tant que namana sy tamim-pahatsorana no ni-invitény anareo ROA, ary matoa izy miantso anareo ROA dia manaja anareo.
Inona ny olana? ny olona ary mitady fety aléha ko in ar ty....
4. miantra ( 12/06/2007 07:11)
xxx,
Ny ahy dia tsotra ny hevitro:
1. matoa izy nisaraka tamin'io tovovavy sipany taloha io dia ianao zany no nofidiany , noho izany tsy misy tokony hatahorana na haha-jalouse na kely aza;

2. Misy dia misy tokoa ny mpisipa taloha lasa mpinamana be taty aoriana satria matetika ny fihavanana no talohan'ny fitiavana teo amin'izy ireo oh: mpifanolobodirindrina, dia nisipa, na mpiara-mihira dia lasa mpisipa sns...

3.Raha manana fahatokisana tanteraka (ary amiko io no fototry ny fitiavana)ilay olona miaraka aminao ianao dia avelao izy hiaina malalaka, aza raraàna izany fa mahatonga manafinafina zavatra izany , na tahotra anao ka mety hiova zavatra hafa.
Lazao izy fa mahatoky azy ianao, ka ianao mihintsy aza no tokony hitaona azy hanotrona illay sipany taloha sy mba hihaonana amini'reo namany hafa.

Fehiny fa lava be: "tokony mandeha ianareo ary tokony ho "le plus naturel"possible ianao rehefa any fa tsy manao fihetsika hafahafa" satria amiko io no hatahoran'ilay sipanao ka mahatonga azy tsy te-handeha.

5. diamondra27 ( 12/06/2007 08:14)
ny ahy indray izany de zao e:

miresaha tsara nareo 2, ataovy mazava tsara ny resaka sy contrat zany we: zao lazaina azy
refa nieritreritra za we de diso sy tsy mety ny ataoko satria mandrara anao tsy hahita io vhv io aho nefa fantanao ny mahatonga ahy hanao izany fihetsika izany; fantako ihany koa fa nohon'ny fanajanao ahy de nanaiky ny tsy handeha @io fiançaille io ianao ary hisaorako anao izany ka noho izany dia izao ny tiako ho lazaina aminao: raha tianao dia afaka ny handeha any isika saingy aoka mba tsy hahatonga disadisa @ fitiavantsika ny fandehanana any.
Tsy misy resaka interdit mihintsy @izany fa fampitandremana mahalaza ny tianao lazaina
Ny bandy ange maranitra mahalala ny tiantsika vhv e! koa sady @izay ianao faly satria faly ny vadinao ary ho faly ny vadinao satria hahita ny namany

Fa tahaka ny inona re zany mahita namana taloha izany e!tokony asiana arozazy be mitsy aza zany koa.

Le olona ve efa hanambady de mbola raranao ihany izy tsy hihaona @ ny namany , tsy mety izany.
Raha misy signe kosa we mbola misy kely zay tavela de tsy tokony handeha fa sao manimba zavatra.

de bonne fiançaille zany e!
de mba antsoy koa izy refa tonga ny mariazinareo.


6. Jeankely ( 12/06/2007 08:31)
Amin'ny maha-bandy no anoroako. Aza mandeha ary ento lalana hafa leiry. Resabe daholo fa nareo ihany milaza fa tsy hadino e ny voloampitiavana e koa inona no hifandraisana amin'izany? Amin'ny lehilahy ny sipa na manambady aza rehefa misy fotoana ahatratrarana azy raikitra foana ny baolina. Marina io ary porofo betsaka. Nefa moa ho an'ny efa mandroso azo hifampindramana ny entana kano=))=))
7. diamondra27 ( 12/06/2007 08:41)
ka zay le lazaiko we: jereo tsara wa sao de misy kely sisa ze tavela...
araka ny firesany ihany no amantaranao fa mety mbola misy fitiavana eo aminjareo.

mety mba miaraka farany kosa zany ry zareo @io manao jour d'enterrement de jeune fille sy garçon koa:oops::oops:

de hahavita ny tsy hanana ahiahy ve enao @io jour io?
ianao ihany mahalala ze zakanao fa zahay tsy afaka ny haka ny toeranao e! toro-hevitra doly ireo fa alaivo ze metimey aminao sy vokany aminao.



8. voara ( 12/06/2007 08:48)
zay zany le lhl 1 anatin'ny zato ry jeankely an :wink: tsy hitako zay hevitra hambara ano ry xxx ,mifandiniha tsara nareo 2
9. booboo ( 12/06/2007 09:44)
Miombon-kevitra @ Meva2 sy Kallie ary Miantra.

xxx > Fiançaille no haleha any sady fihaonana @ namany taloha, tokony tsisy hampanahy anao @ zany (olona booobaka no ho any fa tsy hoe nareo rery dia hifankahita rery any zareo). Ankoatra zay, zava-dehibe zany hoe entiny mahita ny mpiara-mianatra aminy taloha enao (sahala @ hoe présenté-ny officiellement amin-dreo kounkou)....:wink:
10. rebecca ( 12/06/2007 10:02)
andana mandeha amin'ilay invitation fa mahafinaritra be any.
11. diamondra27 ( 12/06/2007 10:11)
booboo: de aona ny fanaraha-maso @izany
zay ange le blem ra azoko le situation e
mataotsa sao de ... de tsy maintsy miaraka aminy foana ve , tssss nefa mba mety misy resaka spesial kely tokony resahana tsy voatery we resaka déclaration fa mba resaka tsotra


12. xxx ( 12/06/2007 10:17)
misaotra anareo rehetra zay nanome ny hevitra

le resaka fandrarana aloha dia misy circonstance be de be ilay izy de lasa nisy an'io fandrarana io fa tsy hoe akory resaka tsy fanomezana liberté fa zany hoe tsy de any loatra le probleme fa za ni mi-hésiter be satria fatako izy fa te-hande fa par respect amiko izy dia tsy hande (za koa mo somary jalouse kely zay) fa na izanya za sure za fa tsy hanao fihetsika tsy mendrika izy na ohatra an'izany fa ny heritreritro no tsy mety amin'ilay izy satria matahotra ihany za na dia izany aza araka ny nolazain'ny namako iray izay hoe be de be ny mety fiovana nisy tao anatin zay 8 taona tsnihaon-ndry zareo zay ary olona efa ni-partager sentiment ireo ka mety misy zavatra tampoka, ilay vehivavy ko tsy hay izay any ampony any na dia hoe hanambady aza izy.

de hitako hoe misy marina le lazainy nefa za ko tsy tiko hanenjika ahy ny heritreritro hoe fatako izy fa te hande nefa noho izah de tsy hande izy marihiko aloaha fa ny namany niara-niantra taminy dia namako avokoa (enfin efa fatako avokoa moa zany e) ary mpifanerasera amiko avokoa

de eo mitsy zao ny problema amiko satria ny saiko no tsy mety kanefa za ko tsy te hi-imposer azy hoe tsy mande any tsika sady izaho ko mbola ts niteny azy an'izany hoe tsy mande isika fa izy no vao naheno an le invitation de tonga dia nilaza tamiko fa tsy mande zahay sans me demander ny avis-ko (eny e raha tam zany aloha demety tonga de négatif ny avis-ko) nefa za zao mi-remettre en question an'ilay izy satri izy nanaiky nande tamin'ny anniversaire-ny ex-ko (zany hoe le situation nande anniversaire-ny ex-ko samihafa kely satria no-imposer-na anay le izy fa na izany aza, raisiko mitovy ihany ilay izy ka za te hihezaka be hoe hande amin'ny le izy fa le saina sy le fo matahotra ihany amin'ilay maha-olombelona ny tena

dia eo indrindra le fisalasalana
13. xxx ( 12/06/2007 10:23)
diamondra27 izaho indray aloha tsy de matahotra an'ilay hoe hanao resaka anjorony miaraka amin'ilay vehivay izy satria fatany fa tsy ho zakako mihitsy zany fa le situation mihitsy no tsy haiko be izay hi-gérer-na azy hande sa tsy hande nefa izy aza efa nanao effort ny nande tamin'ilay anniversaire

ny izay ho reaction-ko mandritra an'ilay fety koa tsy hatahorako fa izay aorian'ilay fety no atahorako mety tsy ho levoko mihitsy le izy de lasa miteraka dy eo aminay tsy haiko ee be de be ny zavatra mandalo ny saiko dia mila tsy ho vô-gérer-ko le izy
14. kallie ( 12/06/2007 10:24)
amiko matoa ny olona iray "jaloux(se" a dia misy tsy fahatokisan-tena ao, raha matoky ianao oe ianao no tiany, inona ny olana na hisy inona na in eo, ianao no tiny d zay no important.
Fa marina ny anao ra jalouse ianao ra mieritreritra fa misy olona hafa tia azy kokoa no ianao na mahavita mihoatra no ny fitiavanao azy.
Tsy misy antony ampataotra na aha jalouse raha fantatrao oe tinao izy, tia anao izy. Manaja anao izy matoa mizara aminao an'io invitation io sy nieritreritra ny tsy ande noho ianao. Efa nanao effort izy ka enao ko mba manaova effort raha sûr enao oe tsy hisy afaka i-dépasser ny fitiavanao azy.
D ampitomboy ny fahatokisan-tena fa mato izy miaraka aminao d mety aminy enao e
15. kallie ( 12/06/2007 10:26)
ndraindray ko ane lé ol mieritreritra b lôtra e, reveo milay ky xxx a, fitiavana daôly zany, enao ary mbola tsy tany akory ko in o aminaniana ze ho ao arinan'io?
16. diamondra27 ( 12/06/2007 10:28)
miala tsiny raha miteny an'ity an!
"mahina ihany ny mpanao ratsy" fiteny gasy io

zany we ianao zany nanana ex nihaonanao nety tsara ny fiarahanareo de ataovy tahaka izay koa ny aminy de milamina io e!
zay le we fitia mifamaly e!

raha somary zalozy ndry de mila mandinintena tsara fa tsy tsara le zalozy be @ tsy antony an!
fa adala ze tsy sarotiny @ azy
17. xxx ( 12/06/2007 10:39)
kallie misy côté marina ihany io lazandry io hoe tsy dia matoky tena izay aho na izy aza milaza an'izany anah nefa izaho vehivavy nampijalian'ny lehilahy izay taloha dia lasa nisy complexe kely ihany tato amiko amin'ny farany de lasa matahotra foana za na de efa omeny preuve be de be aza

diamondra27 tsy dia resaka hoe mahana sy tsy mahana le izy fa ny saiko mitsy no ôtrany tsy manaiky an'ilay izy ary izaho dia tonga saina tsara mitsy hoe tokony atao fitia mifamaly ilay izy fa na izanya za misy tahotra ihany hoa ato anatiko sao dia misy zavatra hafahafa be de be mitranga, tsy voatery hoe eo amin'izy roa fotsiny ny olana fa na ny fijerin'ny olona manodidina aza ve oziz ianareo tsy ho hafahafa be hoe dain raha izaho iny vehivavy iny tsy mba nande izaho za ko ve dia hand eamin'ny fiancaille-ny ex-ko izany patati patata (eo ny différence kely amin'ilay situation anay roa satri tany amin'ilay anniversaire tsy nisyu nahalala hoe ex-ko anie io lehilahy io nefa any sure fa mahafantatra daholo na ny fianakavian'ilay vehivavy aza)
18. kallie ( 12/06/2007 10:44)
xxx a, aza manasarotra fiainana fa ny probléma refa tadiavina d tonga, ataovy ze ialana amzay tsy fahatokisantena zay, anisany "exercice" analana an'izany io invitation io, ary ny lehilà tsy mitovy daôly, ary mety ho io tsy fahatokisantenanao io iany no nampijalian'ireo taloha anao ka ity miaraka aminao zao ty manana faharetana sy miteny anao d tazomy, ataovy ze ahitany oe tena tia az ko enao.
19. kallie ( 12/06/2007 10:56)
sady aôna mo ny atokisanao olona iray nefa ny tenanao ary tsy atokisanao?
20. xxx ( 12/06/2007 11:08)
tsy ilay nanokatra sujet aho, fa olon-kafa mba hanome hevitra.

xxx>> misy fahamarinany daolo ny tenin'ireo namana rehetra ireo, nefa ny tsy azo adinoina dia izao, olombelona toy ny olombelona rehetra iany ny sipanao amzao sy ilay vhv atao fiancaille, ary efa niaraka taloha, izany hoe efa nisy sentiments nifampizarana tao. Tsy haiko na firy taona na firy taona izay no nisarahan-dreo, tsy haintsika izay mety ho coup de foudre indray eo am-pifankahitana, zavatra possible tsy azontsika tsinontsinoavina izany. Ka raha izaho no eo @ toeranao, dia tsy mandeha rehefa manaiky fa tsy handeha ny ramose anao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.098