mila torohevitra

21. kallie ( 12/06/2007 11:15)
raha tsy milay no lé ex i xxx tsy nosaraany io fa niandrasany na tany andafy ary, mato iz miaraka aminao ry xxx enao no tiny, ny pandrangitra ko ane misy fôna e, lé vevavy ex zao mety miandry an'io reaction anao io (oe tsy sahy ny ho any sns) ka ampeseoy az oe efa tsy zany enao fa efa niova.
22. booboo ( 12/06/2007 11:24)
xxx > tsy haiko enao raha efa nandalo fanomanana fiançaille/mariage fa tsy moramora ho an'ilay tompon'ny fety ny misafidy ny ho olona hasaina (resaka ambiance, budget sns). Matoa ianareo roa nasainy dia midika zany fa tiany hiara-paly aminy @ dingana isan'ny zava-dehibe @ fiainany !!
Ny @ vavan'olona indray, euh...ho inonao moa zany ? :^):^):^).
Farany, fety io andro io (ary manan-danja @ tompo-pety) dia manaova ezaka kely/lehibe hihoarana ny tahotrao sy hasoratam-piaronao, hararaoty hiaranao mifaly @ olon-tianao sy hiarahanao mifaly sy mihaona indray @ namanareo ary indrindra fanomezam-boninahitra azy roa atao fiançaille @ fanotronanareo + bonne humeur ny raharahan-dreo.
23. xxx ( 12/06/2007 11:43)
booboo marina aloha io hoe sarotra ny mifidy invité io eee fa ny tsara indrindra angamba dia ny miresaka tsra izahay dia à partir an'izay no angalako decision fa merci amin'ny namana rehetra fa misy isainana tsara daholo reo zavatra nolazainareo reo :-*
24. sechat ( 12/06/2007 12:05)
xxx> mandehana de @zay koa enao fixé hoe mbola tia an'ilay vehivavy ve izy sa tsia.
25. xxx ( 12/06/2007 20:44)
tsy misy point ary tsy misy virgule! tsy misy azoko no sady lavabe nefa mampatory!
26. diamondra27 ( 12/06/2007 22:31)
diniho sy fakafakao tsara ity hiran'i jeane Mason ity atolotro an'i xxx


Jeane Manson
& Christian Delagrange La chapelle de Harlem Liste des chansons de Jeane Manson

Les larmes aux yeux

1977

Cd: Salut
Jm: Tu vas bien ?
Cd: Ca va... et toi ?
Jm: Moi ? ... ça va !

Tu as les larmes aux yeux
Et j'ai les larmes aux yeux
J'ai mal de te revoir
De te voir malheureux

Cd: Ca fait longtemps !
Jm: T'as pas changé
Cd: Oui ? ... Tu es heureuse?
Jm: Je vis ...

..Ma solitude
Et d'amour en amour
Je te cherche toujours
Et je me brise en peu le coeur

Toi ... dis un mot, fait un geste
Et moi je te suivrai ma vie entière
Nos yeux, disent tout le reste
Tout ce que nos coeurs essaient de taire

On s'est trompe d'histoire
On s'est connu trop tard
Mon tendre et impossible amour

Jm: Ne me parle pas d'elle
Cd: D'elle? Oui mais toi... ne me parle pas de lui

Ne me regarde pas comme ca
Ou je me jette dans tes bras
C'est dur de faire semblant d'aimer

On a les larmes aux yeux
En est très malheureux
Ca fait trop mal de dire adieu

Laisse-moi partir
Laisse-moi t'oublier
Laisse-moi, laisse-moi m'enfuir
Laisse-moi, laisse-moi pleurer
27. diamondra27 ( 12/06/2007 22:40)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/larmes%2Baux%2Byeux/video/x1vzdj_jeane-manson-christian-delagrange

xxx:dia manasa anao zany hihaino ity dia tapaho ny hevitra
28. diamondra27 ( 12/06/2007 22:48)
aleo averiko eto le izy fa tsy mivoaka tsara le tetsy ambony

http://www.youtube.com/watch?v=cbUvKtO-igg
29. xxx ( 13/06/2007 05:24)
xxx:

tsy misy point ary tsy misy virgule! tsy misy azoko no sady lavabe nefa mampatory!


xxx tsy voatery ange le mamaly an'ilay dinika e rehefa hitanao fa mahakamo dia aza vakiana fotsiny de toute manière ny namana rehetra izay namaly nahazo an'ilay resaka avokoa dia nanome ny heviny ary nisy noraisina tsara daholo izay voalaza :)

diamondra27 misaotra betsaka amin'ilay hira :)
30. diamondra27 ( 13/06/2007 10:54)
de ity atolotra ho azy

http://www.youtube.com/watch?v=3gjOfbP5d3Y&mode=related&search=
31. hery ( 13/06/2007 12:25)
Mbola tsy vita ilay fiancailles?

Mandehana.
Mety ho tia azy ilay bandy miaraka aminao (fomban'ny lehilahy izany) fa aza omena occasion fotsiny izy. Iaraho foana mandritra ny soirées. Aza avela hiresaka mitokana izy roa na dia hoe hifamela sns aza (fikabe-n'ny lehilahy io fa haka numero sy hanao rendez-vous izy izay).
Ny lehilahy matetika tratran'io fakam-panahy io (tsy fanahiniany) fa rehefa tsy omenao occasion izy dia tsy hisy blem.
32. Fiffi ( 13/06/2007 12:44)
hery:

Aza avela hiresaka mitokana izy roa na dia hoe hifamela sns aza (fikabe-n'ny lehilahy io fa haka numero sy hanao rendez-vous izy izay).
Ny lehilahy matetika tratran'io fakam-panahy io (tsy fanahiniany) fa rehefa tsy omenao occasion izy dia tsy hisy blem.
hummm....azonareo zany ry vhv an ! hihihihi aleo mitandrina tsara zany ! tandremo ny pimaso an ! :{:{:{


33. kallie ( 14/06/2007 06:07)
d tatarao eto refa avy any
34. la ( 14/06/2007 06:48)
xxx>mandehana aky a!! ataovy otran mamonjy fety rehetra ireny ifaly no aleha any de zay.
Miresaha tsara nereo mitsamy de mazava ny resaka, refa tonga any ndry de ataovy normale dahlo ny fihetsika mety ho sarotra ny hanadino hoe "ex" mety ndry ievitra we "rivale" mintsy fa zao! ze miresaka amindry de iresaho aza miavonavona zany fa vao maika faly ny olona hoe io fa RANGITRA fa ze miresaka de resaho tsy mahafaty ny mitsiky kely amin'ny olona fa aza manao scene any fa SOIS NORMALE e!! fety io be olona any, comportement ataovy tsotra, naturel
Bonne chance de matanjaka fona morale OK
35. xxx ( 14/06/2007 08:55)
hery marina ny anao arahako ôtran'ny rambo mihitsy na ho any am toilette aza izy :-D

vazivazy mande eny ihany fa dia misaotra betsaka anareo rehetra nanome hevitra ka dia miandry ny decision an'i rangahy sisa aho fa efa niresaka izahay dia hatramin'izao aloha izy dia mbola ts manaiky ny hande any ka asa hajaiko foana zay fanapahakeviny eo :D
36. la ( 14/06/2007 10:38)
Mba asio feed-back le izy fa mba tinay ho eno an (ra azo tantaraina)
Courage e
37. xxx ( 15/06/2007 09:21)
raha izaho indray aloha a, amiko rehefa misaraka dia aleo misaraka tena misaraka : tsy mifanerasera intsony : na ny ex-nao na ny ex-ny . Ny ela aza moa maharay roa ka maika fa hoe efa nisy ny ' taloha '

raha toa ka tsy mazava tsara ny fonao mandeha @ ilay fety, ce n'est pas la peine

honnêtement, inona izany no tena andrasan'ny rehatra @ ilay fety : ianao ? ilay sipa ? ny sipanao ?

C'est l'ami qui devient l'amant mais l'amant ne sera jamais l'ami

raha izaho aloha dia tsy handeha @ mariage n'ny sipako taloha aho e na ny an'ny sipan'ny vadiko taloha koa tsy handehanako
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0579