hody définitif any dago

1. xxx ( 10/06/2007 13:14)
manao aona daol an!

za zany naika anontany hoe ahona no atao,inn ny démarches administratives tokony atao ra anD hody any dago définitif,ny tna malagasy ihany fa tsis paps,hihihi!
novalian'i dombolo ny 03/07/2007 06:35
2. tisera ( 10/06/2007 14:27)
mandeha mankany @ consulat dia hanaovany ilay laissez passer , sinon mankany @ prefecture dia mhazao ilay vola omen'i sarko izay tsisy paps nefa hody.
3. sympa ( 10/06/2007 17:18)
4. diamondra27 ( 11/06/2007 06:00)
raha tratra ka tsisy paps aloha de tsy afaka mitondra na inona na inona e!

ndana makany @ ambassade maka laisser passer

de soava dia, mahereza
aza atao mahakivy fa mety tsy mahasoa anao aty matoa tsy tanteraka

:-*:-*
5. xxx ( 11/06/2007 10:17)
msaotra ho any zay namaly,
d refa tonga any @préfecture d ahona sy ahona tokony atao sns,

anD ody mits zah fa oh ts mlay tsony aty e,tady lalana hafa miala any dago dray,

sao d mis ol mahafatatra ol nody tena nody!
6. Fiffi ( 11/06/2007 19:09)
ny zavatra tena tsara ataonao de zao:

-mankanesa any am ambasady na consulat maka laissez-passer...
-tsy any am prefecture no aleha raha te-ahazo an'le fanampiana fa any am mairie de vita io...

-possible kh nefa raha any am prefecture no mikarakara an'io raha tsy vitan'mairie misy anao an !

-ny éviténa fotsiny de ny tratra fa io de :-w:-w:-w indrindra raha tsy misy paps satria toundé aloha enao alefa any vincennes nefa tsy afaka maka ny entanao akory avy eo fa any CDG no miafara....
7. xxx ( 12/06/2007 12:09)
d manana firy andro eo no tena mody?

any@mairie?
8. Fiffi ( 12/06/2007 12:38)
xxx: ié ! ao am mairie koh de misy ny service mpikarakara ny vahiny....fa raha sanatria ka tsy misy any am mairie misy anao de any am préfecture zany no aleha..(io mba ahazahoana an'le aide pour le retour an !)
d manana firy andro eo no tena mody?
heu....misy critère bdb io , de mianina am situation'tsirairay !
9. Fiffi ( 12/06/2007 12:39)
(miankina) fa nisy hadisoana...
10. xxx ( 12/06/2007 12:47)
sur v enao fa any @mairie fa za mants matahoatra ny ho any@préfecture fa sao d lasa any ankafa eo,:)
hoatrinn eo ho eo lé fanampiana,

momba ny ambassade,efa njery tao @site ny zareo zah fa toa maka laisser passer,d aveo ahon sy ahona ny fandehany tsara concrètement,pour ne pas avoir de mauvais surpriz

11. Ralay ( 12/06/2007 15:14)
Vao nolazaina t@ vaovao fa 5000euro ny fanampiana azo ho an'ny olona mandaha mody @ sitrapony.
12. Fiffi ( 12/06/2007 15:50)
Ralay: humm.....bdb zany 5000€ zany akia an !

xxx: hanontanio hoa ny ao am-mairie-misy anao fa tsy voatery io an ! satria misy ny mairie mikarakara an'io fa tsy ny rehetra an ! de raha tsy misy de tsy maintsy makany am préf hiany enao zany !
13. diamondra27 ( 12/06/2007 23:53)
ralay: za zao tena te-hody be mihintsy fa aleo za hitolo tena zany

de afaka firy taona indray vao mahazo makaty

de tsy raisi-potsiny ve refa tonga any dago reny olona mody reny e!
de vita ho azy sa misy sazy miandry anao refa mitotona eny ivato?


sao de mihoatra le 5000€ manko le amende de àa sert à rien zany kou
14. Fiffi ( 13/06/2007 06:02)
diamondra27:

de tsy raisi-potsiny ve refa tonga any dago reny olona mody reny e!
de vita ho azy sa misy sazy miandry anao refa mitotona eny ivato?
sady tsy misy sazy no tsy misy hoe raisim-potsiny fa tahaka ny olona mody rehetra....


15. xxx ( 13/06/2007 08:31)
fa tsy misy hoe olona efa nanana dossier demande de séjour ve ilay mahazo vola ? Sa rehefa olona tsy manana papier (tsy nangataka ) aza dia mahazo daholo ?
16. xxx ( 13/06/2007 19:23)
afk firy taona dray vao afk miverina aty la frantsa aveo?
17. BOZYLOVE3 ( 14/06/2007 15:49)
ralay:
Vao nolazaina t@ vaovao fa 5000euro ny fanampiana azo ho an'ny olona mandaha mody @ sitrapony.


[size=13px]Taiza koa izany ressource MR RALAY izany 8O 8O 8O 8O:roll::roll: sao fitaka ahitana an'ireo sans papier fotsiny izany???, aza adino fa objectif sarko 250 00 personnes à expulser à la fin de l'année.[/size]
18. BOZYLOVE3 ( 14/06/2007 15:52)
xxx:
afk firy taona dray vao afk miverina aty la frantsa aveo?


[size=13px]Inona intsony hiverenana aty France, tsy aleo janona any tanindrazana efa tonga any.
Haninona aty France aty indray nefa efa noroahana, hanao mafy ady aty ve ?? tsy aleo mafy ady any @ tanindrazana 8O 8O 8O[/size]
19. Fiffi ( 14/06/2007 16:23)
:roll::evil:
20. Fiffi ( 14/06/2007 16:25)
xxx: andefaso hafatra zah fa omeko anao ny dépliant mikasika an'io fa tonga ny mpirediredy :evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0945