hody définitif any dago

21. xxx ( 22/06/2007 08:54)
naika anontany hoe lé indemnité ana 2000e iny v valabl ho ana étudiant kou sa hafa mits,d mety hoatrinn ny any étudiant,
22. mifyfy ( 25/06/2007 13:35)
resaka be fotsiny zany 5000€ zany!!!azavaiko ny momba an'io fa misy namako lasa nody dia nangataka an'io
mande any @ prefecture maka an'ilay ttasy dia fenoina ilay izy ,cocheo ilay hoe mody+5000 tandremo anefa fa:
tsy omeny anao avy hatrany ilay vola fa 1000€ ihany ka ny jour andeananao mihintsy izy no manome ilay vola sy ny billet-naoeny @ aeroport io an dia milaza izy fa alefany any dago @ ilay adresse nomenao azy no andefasany ny ambiny(raha ho azonao zany ny ambiny 4000€)
Raha ohatra moa ianao ka nahangona be dia ande hody
ny toro-hevitro aminao dia mandeana any @ ambassade malagasy
alohan'ny andeananao any anefa dia manaova declaration de perte any @ police aloha vao maka ilay laissez passer si non dia voasazy ianao eny à aeroport raha vao mampiseho pasipaoro ka hitandreo hoe tsy manana ttasy fa niklandy teto
23. Fiffi ( 25/06/2007 14:02)
"mifyfyé:
resaka be fotsiny zany 5000€ zany!!!
heu....tsy resaka be zany io kah ! tena marina io saingy misy critère miaraka aminy...ny fahazahoana azy....
"mifyfy":
tsy omeny anao avy hatrany ilay vola fa 1000€ ihany ka ny jour andeananao mihintsy izy no manome ilay vola sy ny billet-naoeny @ aeroport io an dia milaza izy fa alefany any dago @ ilay adresse nomenao azy no andefasany ny ambiny(raha ho azonao zany ny ambiny 4000€)
marina fa tsy omena anao ey am CDG daholo io vola io satria zao ny antony:

-matoa le olona nahafeno an'le critère fahazahoana an'io de ny dikany hoe : 1000€ aloha hampesana zay hilana azy avant départ....ny ambiny de mba hanaovana zavatra any am fireneny...ohatra hoe manokatra magasin na hotey heu...gargotte ohatra fa tsy vola zaraina fotsiny am-zay te-hody akory io....

-vola en contre-partie hodiana fa-------hiasana fa tsy ho laniny am-tsy misy antony akory ! zay no mahatonga hoe alefa any am le adresse nomenao !
"mifyfy":
manaova declaration de perte any @ police aloha vao maka ilay laissez passer si non dia voasazy ianao eny à aeroport raha vao mampiseho pasipaoro ka hitandreo hoe tsy manana ttasy fa niklandy teto
humm.....nefa io no vao maika ahatahorana am le hoe voasazy satria any am pilice tsy hanontany ry zareo hoe efa hafiriana enao no teto sns...de hoe very ohaviana io paps io ?
24. xxx ( 27/06/2007 13:35)
fa naninona no tsy nanana taratasy mazava ko vao nadeha e? zao sahirana be!
25. dombolo ( 03/07/2007 06:35)
Sao dia lainga ary reo hoe 5000 euros reo!
2000euros no izy raha majeur ary tsy omeny indray mandeha fa omeny eto @ fiaingana ny 1/2 dia any @ consulat aty Mada ny ambiny afaka 6 mois.
Ary tsy ny préf koa na ny mairie no mikarakara ilay izy fa ny ANAEM.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3298