lehilahy mikôty vehivavy
1. xxx
(
09/06/2007 22:22)
ny lehilahy rehefa mikôty vehivavy an-tsoratra ve sa am-bava sa ankitika inona no tianareo @reo?
ny ahy alo de tsy voako le mikitikitika e! tonga de omeko ny tehamaina, manao ahoana indry hoy izy sady tonga @ tratra no kitihina
ny ahy alo de tsy voako le mikitikitika e! tonga de omeko ny tehamaina, manao ahoana indry hoy izy sady tonga @ tratra no kitihina
novalian'i Boaygasy ny 11/09/2007 12:23
2. Jeankely
(
10/06/2007 03:18)
Raha mikitika avy hatrany dia efa fizahozahoana izany fa ahazo avy hatrany ary mihevitra ny vehivavy ho azo kitihana avy hatrany sy tsy misy lanjany. Ny kitika tsy tokony handeha mialoha. Rehefa mifanaraka dia arak'izany fa tsy kitika fa tena mandray feno.
3. kally
(
10/06/2007 07:16)
Tsy am-bava, tsy an-tsoratra, tsy an-kitika fa an-jery=)) vao jerena dia manaraka:-P
4. xxx
(
10/06/2007 11:25)
ara-jery araka ny tenin'i Kally angaha, f'ianareo ve efa tratran'ireny lehilahy ireny @ fikitihina rehefa mikôty ry zareo sa ahoana za mantsy taloha tsy mba misy hajany mihitsy le ol raha manao bonjour ok fa le tonga mikitika fitombenena sy tratra avy hatrany tena maharikoriko e!tsy ny lehilahy rehetra no tiako resahina fa ny ankamaroany
5. kallie
(
10/06/2007 12:49)
za maita oe mato iz sà mikitika d nisy fietsika na fekanjo nataonle vevavy iany tao, eny e, misy ko ny lelahy efa misy fé misaveraka lalandava ao anaty atidoany
6. kally
(
10/06/2007 20:15)
Misy lehilahy na miakanjo tsotra izao aza ianao pinga ery iny tanany iny, rehefa tsy ny sandry na ny fe dia ny tarehy no kasihiny, ny ahy koa pinga ohatr'izay koa ny tanako tonga dia tefaka be:oops: no avaliko azy.
Raha miarahaba kosa dia arahabaiko na hita fa mananihany aza, inona moa no maharatsy an'izany?
Raha miarahaba kosa dia arahabaiko na hita fa mananihany aza, inona moa no maharatsy an'izany?
7. Jeankely
(
11/06/2007 06:02)
Raha ny fahitako azy aloha dia ny lehilahy Malagasy misy tia mikasika sy mikitika. Amin'ny Silamo hitanareo fa misy misaro-tava ireny dia sarotra ny hikitika vehivavy izany fa ny fiarahamonina mihintsy no mahay ny anaovana ny lehilahy manao izany. Ho an'ny Malagasy raha nahita lehilahy nikasika vhvy aho indray andro ka mba namaly ilay vhvy dia hoy izy hoe "ianao angaha tsy azo kasihana". Mba niteny ilay lhl moa aho hoe tsy anananao halalana ny mikasika azy ry leiry fa raha azonao izy vao afaka manao izay ataonao ianao. Dia nivadika izahay roalahy no nifampitady ary mba sendra ny tsy naharesy aho koa aho fa asa raha mafibe no sendra ahy teo. Midika izany fa fiheverana ny vhvy ho sahala ny zavatra tsy manana safidy ny fikitihana avy hatrany. Dakao ny fikany rehefa mikasika tsy mahazo alalana.
8. nathie86
(
11/06/2007 07:50)
Kallie, tsy voatery hoe ny fiakanjo ny sipa fa izy mintsy no efa mandeha aingana b ny sainy na asa.
Ny anà aloha d tsy tiako lay kitihana eh mampiteny ratsy reny:lol:
Ny anà aloha d tsy tiako lay kitihana eh mampiteny ratsy reny:lol:
9. sympa
(
11/06/2007 08:22)
Euh...... :!: Hein........ :!: Raha iza aloa de tounde tairiko ny.....resaka éééé( am-bava moa izany éééé :-P ) Mbola tsy zatra mikitika fa lasa :oops::oops: :-D:-D:-D
10. sakaizakely
(
11/06/2007 09:00)
le fikitikitihana itony aloha tsy lasa e ! tena mbola mampiseho toetsaina ivaiva tsy mahasarika mihitsy.
Mampalahelo fa tena betsaka no manao toy izany, mbola tsy tafarina mahonena:cry::cry::cry:
Mampalahelo fa tena betsaka no manao toy izany, mbola tsy tafarina mahonena:cry::cry::cry:
11. karinah
(
11/06/2007 10:36)
ie:twisted:..ny sasany moa izany mody mampiresaka zavatr'hafa de rhf tafaresaka tsara iny de avy à zay iny tanany iny:evil:
Farany mahandreraka koa ireny lhl mit-tsit-tsit ireny!!!:arrow:tsy manisy hajany,:twisted:
Ny lhl saron-kenatra no mahasarika (ahy) kokoa, tsy hoe saron-kenatra izy @ toetrany akory fa le manao an-kolaka ireny,plus romantique(l)(l)(l):oops:8)
Farany mahandreraka koa ireny lhl mit-tsit-tsit ireny!!!:arrow:tsy manisy hajany,:twisted:
Ny lhl saron-kenatra no mahasarika (ahy) kokoa, tsy hoe saron-kenatra izy @ toetrany akory fa le manao an-kolaka ireny,plus romantique(l)(l)(l):oops:8)
15. karinah
(
11/06/2007 13:13)
tslem: ie; tsara koa iny aloha e :oops: : raha sendra le lhl tinao:°), fa rhf le tsy tinao iny no maka anao tondé mahatsapa (zvt)... fa mafy be le fandihizana :lol:, ny hira iraika ohatrany album 1 manontolo no iandrasana ny fahavitany!:lol:
:oops::oops::oops:
:oops::oops::oops:
16. Jeankely
(
12/06/2007 06:02)
Dia ahoana raha efa manana ny tianao ianao nefa mbola voasafo ihany? sa tsy maninona koa raha milay ileiry? Tsy hainao angaha fa lehilahy miaraka amin'ny sipany na vadiny aza mbola voasafo. ireny midika hoe tsy alehany ny miaraka aminao.
17. karinah
(
12/06/2007 08:46)
:{:{:{:{
voalohany aloh de t@ mbola ado izanyresaka izany, raha efa manana ny tinao ve de mbola ho faly iany:?::^)
voalohany aloh de t@ mbola ado izanyresaka izany, raha efa manana ny tinao ve de mbola ho faly iany:?::^)
18. Jeankely
(
12/06/2007 09:06)
Ka kitika amin'ny ankapobeny no resahina hoe tsy mety. Na tanora sy tsara fijery aza ilay vehivavy mety efa manambady fa mahay mikojakoja vatana ko ahoana no avy dia kitihana na safona. Revy any an'ala ny avy dia misafo ary mitsangoka sahala ny akoho manenjika. Eny andalana na ahoana na ahoana fitafiny tsy midika mihintsy hoe safona io.
20. cbd
(
12/06/2007 17:58)
Ataovy otr'izao raha mikitikitika anareo ny lhl ry zavavy isany an [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Crade/gpt.gif[/IMG]