lehilahy mikôty vehivavy
21. Ilaka
(
13/06/2007 10:58)
Salut dol! sambany aho vao handray anjara @ le fourm, mahafinaritra le resaka eto, sady ahalalana zavatra maro. Tsy lasa lao le lehilahy mikitika e! tonga dia fanambaniana sy fisehosehoana izany amiko.
22. cbd
(
13/06/2007 17:06)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Messages/0005a.gif[/IMG]
Tongasoa enao ry Ikala, de mazotoa mfrom ;-);-):-P
Tongasoa enao ry Ikala, de mazotoa mfrom ;-);-):-P
23. xxx
(
14/06/2007 13:48)
xxx:
ny lehilahy rehefa mikôty vehivavy an-tsoratra ve sa am-bava sa ankitika inona no tianareo @reo?
ny ahy alo de tsy voako le mikitikitika e! tonga de omeko ny tehamaina, manao ahoana indry hoy izy sady tonga @ tratra no kitihina
raha aty amin ny hipetrahako ilay mikitikitika tonga dia azo toriana hoe sexual harassment. Maharikoriko ahy indrindra ilay toetra. Izay vehivavy mety kotina amin izany ihany koa no efa mirefarefa amin ny tany tahaka ilay nikoty azy.
24. xxx
(
14/06/2007 14:02)
Nareo bandy ary ve rehefa mijery be ireny dia efa tena tara be izany?
Misy bandy miara miasa amiko izay efa telo volana izay nifampijery amiko foana. Izaho efa tena tara be mihitsy tsy manao hafa tsy ny mieritreritra azy anefa i lery mbola tsy mety mikoty.
fanontaniana: nareo bandy ve rehefa tara ihany koa dia tsy tapaka ny mieritreritra ilay sipa?

25. cbd
(
14/06/2007 23:46)
:^) ie marine mihintsy izany ka, fa [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Confus/embaressed.png[/IMG] ny anao premie tongotra :^)
26. nathie86
(
19/06/2007 06:35)
[quote=karinah]
fa rhf le tsy tinao iny no maka anao tondé
[quote=karinah]
mahakivy ndrindra refa lavb lay hira d izy nefa mamihina mafy ery:twisted:
fa rhf le tsy tinao iny no maka anao tondé
[quote=karinah]
mahakivy ndrindra refa lavb lay hira d izy nefa mamihina mafy ery:twisted:
27. diamondra27
(
19/06/2007 06:54)
za aloha tsy tia kitikitihina izany refa miresaka e!
tokony resaka no aroso fa tsy asiana kitika izany.Vao mihaona ve d'efa hikitika raha tsy inona koa!
de misy koa nge le bandy mety tsy mahita morse de lasa manaonao foana
Na koa we il croit bine faire ohatra we: hay tsara kosa zany peratrao zany , sady de hisafosafo le ratsa-tananao ihany izy @io...de nefa tsy tian'le vhv
tsy aleo ve refa hita fa we: misy ny feeling vao mande ho azy @zay ny rehetra
samy manana ny teknikany tokoa aloha ny lhl e

29. Jeankely
(
19/06/2007 09:49)
Ataovy loha-hevitra vaovao ry "tonaka" fa ilay avy maka menaka aloha izao no resaka a. Mahazo menaka hoy ny bandy=))
31. cutie
(
20/06/2007 00:25)
raha aty amin ny hipetrahako ilay mikitikitika tonga dia azo toriana hoe sexual harassment. Maharikoriko ahy indrindra ilay toetra. Izay vehivavy mety kotina amin izany ihany koa no efa mirefarefa amin ny tany tahaka ilay nikoty azy
marina zany
hiantsoako polisy ny ahy :-D
32. Jeankely
(
20/06/2007 02:13)
Lazaiko anareo ny marina rehefa avy misafo na "maka menaka" ny bandy dia atao eny amin'ny oron'ny akama dia manontany hoe "mafana ve"?=)).Menaka be an=))
33. xxx
(
21/06/2007 15:51)
ny ahy hasiako lame ny akanjoko ka rehefa mikitika iny ny bandy @ alina surtout aleo tataka any iny tanana iny
34. cutie
(
21/06/2007 16:02)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 21-06-2007 17:51:25
Lohateny : Re : lehilahy mikôty vehivavy
ny ahy hasiako lame ny akanjoko ka rehefa mikitika iny ny bandy @ alina surtout aleo tataka any iny tanana iny
nahita fika za
mitondra pepper spray ( le masiaka reny tsara), @ zay fay tsy hanadala tsony :-D
35. bidagda
(
22/06/2007 07:42)
andao mba handramana kitina hoe ny bandy mba jerena any @ zizi mihitsy tonga de kitina sady atao hoe manahoana ise mety ho boramena angamba :lol:
36. Jeankely
(
22/06/2007 10:10)
Raha mikitika ny bandy ka avy dia kitihan'ny sipa ny fipetrahany tsy mikitika intsony iny. Ary raha misy bandy manao hoe manja ianao izany no ataon'ny sipa hoe ianao koa manja eo imason'olona avy dia mandositra tsy hita eo.
37. jimtex
(
03/07/2007 13:08)
tsara lo le sujet e nefa mbola tsy tena voavaly hoe @ akapobeany inona no tena tianareo zany rafa kotina le somary vaza ve oentina any @ restaurant !
38. ikaretsaka
(
03/07/2007 13:29)
Jeankely:
Raha mikitika ny bandy ka avy dia kitihan'ny sipa ny fipetrahany tsy mikitika intsony iny. Ary raha misy bandy manao hoe manja ianao izany no ataon'ny sipa hoe ianao koa manja eo imason'olona avy dia mandositra tsy hita eo.
izay mihitsy
39. litabaombinn
(
10/07/2007 08:56)
:D Zà alou lhl ah! reefa hikôty vhv dia Tsy mikitika tsy manao tsssss! fa arabaina matetika fotsiny Tsy arahina eran ny arabe kou fa jereko tsara ny falehany Dia any no miresadresaka aminy. Reefa ita fa horatsy avy hatrany dia tsy manao intsony:D:D:D:D Aleo manaja tena tsara! kay! kay! gravy be le taim bava ah!:(:(:(