Amin'ny firy zao ?

1. lapino ( 08/06/2007 10:33)
Amin'ny ora tsy diso :wink:
http://www.dailymotion.com/video/xxq3d_what-time-is-it
novalian'i cbd ny 14/06/2007 12:12
2. diamondra27 ( 08/06/2007 11:08)
:-D:-D:-D

tsy ratsy le fika an


zay le we aza mandray antendrony zavatra refa misy fa diniho foana aloha vao manome tsiny...le olona nanontany zao nihevitra zavatra hafa nefa hay le mpiandry omby nijery montre ny église

:-w:-w
3. hery ( 08/06/2007 11:10)
lolll

Teny Italiana le izy ;-)
4. nanoukely ( 08/06/2007 11:21)
mdrrr bis éééééééééé=))=D
5. infinity ( 08/06/2007 11:41)
Ptdrr....milay be e...=))=))
6. zizi ( 08/06/2007 16:12)
Azo tsara kah. Mijery ny lera takona ao am-badiky ny nonon'omby lery :D:D:)
7. Fiffi ( 08/06/2007 16:13)
tena tsy tonga saina le mpanontany lera :-D:-D:-D
8. pissoa ( 08/06/2007 16:23)
=))=))=))
9. sitlo ( 08/06/2007 16:50)
=))=))=))
10. Stretch ( 08/06/2007 16:53)
mapmé ve zany ?
11. sitlo ( 08/06/2007 16:58)
ka le izy lazainy fa donkey nefa rameva
12. Stretch ( 08/06/2007 17:10)
fa tena mitondra kosa le apondra ko io e !
rameva zany le be molotra be avo be reny,
fa le zavatra oentiny manako an le fengonana angambany kosa chirurgie esthetika (silikôna)
:-P
13. sympa ( 08/06/2007 23:47)
glbdrr...... :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
14. tynah ( 10/06/2007 19:34)
zizi ah! tsy nonony zany io lesy fa zavatra hafa ah!
15. sympa ( 10/06/2007 20:55)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/0088.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG]
16. cbd ( 14/06/2007 12:12)
=))=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0544