fahazarana sa fitiavana

1. arialy ( 07/06/2007 10:28)
saika hanotany za am ze manana traikefa am fitia oe
ny fiarahana ve tena fitia fona sa misy koa fahazaran indrai2?
novalian'i arialy ny 12/06/2007 17:39
2. Fiffi ( 07/06/2007 10:44)
heu.....rehefa tia de miaraka....fa fahazarana ahoana aloha zany ?:roll:
3. arialy ( 07/06/2007 11:01)
fiffi a
le misy olona miresaka oe te ahita azy fona sns, tsy possible hisy habitude ve am reny ? sa diso za ? sa refa tina de zay
4. Fiffi ( 07/06/2007 11:06)
arialy: ka alohan'ny hiharahana de mino akia zah fa misy ny fitiavana an ! heu....na de hoe kely fotsiny aza aloha satria.....tsy maintsy miatomboka am-io aloha le izy...
"arialy":
le misy olona miresaka oe te ahita azy fona sns, tsy possible hisy habitude ve am reny ?
arialy: zany hoe "habitude am tsy misy dikany" ? habitude tsy misy fitiavana fa lasa habitude fotsiny le izy ? donky raha izany de tsy misy fitiavana zany amiko io an ! habitude=routine ?

5. arialy ( 07/06/2007 11:10)
fiffi
mazava aki a, misaotra mamaly e
6. kallie ( 07/06/2007 13:19)
ny fitiavana refa elaela miaraka eny d lasa habitude sy routine, zay no ilana anle miovaova e, miova ny toerana aleha refa mba miaraka, miova ny zavatra atao (zany no mampisy ny position bdb, kamasutra sns ;-)), miova ny resaka resaana, afaka ovana ko ny fiakanjo, ny volo, sns e, amzay tsy lasa fahazarana mintsy.
7. rfjo ( 07/06/2007 13:35)
Miarahaba an'i arialy!
Izaho lehilahy no miteny eto,
Fa inona kay no mahatonga anao miteny an'io lohahevitra io, raha ny fahazoako azy mantsy de ohatry ny hoe tsy atokisanao ngamba ilay olona miaraka aminao sa????? mba eritreritra fotsiny ahy a!

Ny hoe fitiavana sy fahazarana aloha de izao no mba hevitro e: matoa ilay olona manana fahazarana hanao zavatra iray dia ao raha! noteren'ny fo izy tany aloha, ka raha fahazarana @ zavatra tsara ilay izy dia tena mahafinaritra, fa raha fahazaran-dratsy kosa, de io ilay tena mifanohitra @ fitiavana!

Misaotra anao! de mazotoa hatrany ôôôôô!
8. Jeankely ( 08/06/2007 03:01)
Ao ny fitiavana ary ao koa ny fahazarana. Rehefa mitia olona hafa ianao dia tavela iny na hisy fahazarana tahakan'ny inona aza. Zavatra mandeha ho azy fahazarana izany ve tsy "routine" e? Dia leo ianao raha revy mandeha fahazarana izany mandritra ny taona maro.
9. arialy ( 12/06/2007 17:39)
misaotra anareo mamaly sy nanazava ee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0601