Free dago??

1. mpanakiana ( 06/06/2007 13:10)
Efa misy manana abonnement free v any dago sa mbola aty ivelany iany no misy alou,raha efa ,nisy d t@ oviana no nivoaka???
novalian'i DotMG ny 07/06/2007 05:52
2. DotMG ( 07/06/2007 05:52)
Dia raha mamaly aho dia tsy hokianin-drangahy an?

:)

Tena toa mbola tsy misy angamba koa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1686