de ahoana indray izao tendance izao ry zalahy a!
3. Jeankely
(
05/06/2007 04:01)
Gasy ka manja io ry leiry an? Ataovy sahala an'io ny vadin'ialhy ao antrano fa mientan'entana foana ialahy=))=))=))
5. Jeankely
(
05/06/2007 07:15)
Mino aho fa tsy dia mbola mahatanty firy ny Malagasy raha ny hoe ny maso fotsiny no mijery. Ny bandy mbola misy misafo amin'izao andro efa mazava sy mivoatra izao ka asa re? Amin'ny tany Silamo moa dia mahita faisana ny vehivavy mampiseho vatana. Ny tany mandroso ihany no mahatanty io.
6. sakaizakely
(
05/06/2007 08:43)
hihihihi
raha mahita panneaux publicitaires aty andrefana angamba xxx de lasa gaigy sady matin'ny priapisme :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
raha mahita panneaux publicitaires aty andrefana angamba xxx de lasa gaigy sady matin'ny priapisme :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
7. Jeankely
(
05/06/2007 09:19)
Tsy andrefana ihany fa ny Atsinanana koa manana =)) sady mitovy bika @ Malagasy.
9. tess
(
05/06/2007 15:28)
Jeankely:
Mino aho fa tsy dia mbola mahatanty firy ny Malagasy raha ny hoe ny maso fotsiny no mijery. Ny bandy mbola misy misafo amin'izao andro efa mazava sy mivoatra izao ka asa re? Amin'ny tany Silamo moa dia mahita faisana ny vehivavy mampiseho vatana. Ny tany mandroso ihany no mahatanty io.
nefa dia aaty madà io defilés io fa tsy any amin'ny tany mandroso:P
10. kally
(
05/06/2007 17:38)
Inona ary no mampiasa saina amin'izany fa entany io k'izay anaovany azy na halefany en gros na hataony atsinjarany na hapetrany fotsiny.:roll:
Ka ilay mpanjaitra ve mba te hivarotra silipy sy ny karazany ve dia lazainareo fa tsy anona raha mba mindrana zavavy hampiseho ny zava-bitany?:lol:
Ka ilay mpanjaitra ve mba te hivarotra silipy sy ny karazany ve dia lazainareo fa tsy anona raha mba mindrana zavavy hampiseho ny zava-bitany?:lol:
11. Jeankely
(
06/06/2007 02:38)
Ny entany dia entany marina ny anao "kally" saingy tsy isiaka no tsy mahatanty fa ny maro an'isa mbola tsy mahazaka ka izay no resahina fa tsy hoe hisakana azy akory. Izay mahasahy ihany io. Fa ity koa nefa misy amin'ireny mpi-defiles ireny kosa anie ka tsy azon'ny Bandy izany ary tsy makorelina e. Ny mpijery aza indraindray no tena makorelina ary saritahan'ny bandy nefa mody hoe tsy mampiseho vatana imason'olona. Samy tompon'ny tenany hoy "kally".
12. kally
(
06/06/2007 15:39)
:-D Nampidirinao anaty farango sosona mihitsy aho ry ra-Jean kely amin'izao an!:-D Marina tsy saiky tsy tompon'ny solon'anarako intsony aho fa tafiditra anaty farango:-D
13. tess
(
06/06/2007 15:49)
jeankely: fa maninona no tonga dia lasa misy resaka makorelina ilay tendances lingerie, nareo marina an!
14. Jeankely
(
07/06/2007 04:24)
Tsy tokony hisy resaka makorelina tokoa fa ilay hoe mahasahy mampiseho vatana dia miitatra ny resaka ary tsy misy milaza azy ho izany akory. Fantatro tsara fa betsaka ny vehivavy tia manao ankanjo fohy sy manaitaitra no sady tsy makorelina no tsy mampirafy ary betsaka ny mody manao maotina sy lava akanjo nefa tena lalovan'ny lolo sy tantely marobe. Samy tompon'ny tenany io fa resaka daholo fa tsy fanenjehana akory e.
15. kallie
(
12/06/2007 08:00)
:-D:-D:-D "kally":-D:-D
in ar no mabe resaka f'anga tsy manao an'ireo sous vêtements reo dôly na makorel io na tsia? na pijery io na jerena?
d aôna ary ny fietsiky ny gasy ôtran'i xxx ra ao analakely asiana panneau ana lingerie e?

17. kally
(
12/06/2007 12:37)
Ka ity zavatra ity anie ry zareo fanehoana ny zaitra-tsilipy fotsiny fa tsy hoe izao no hanaovana eny an'arabe e!sa inona ilay tena tsy zaka aminy?
Na any ivelany aza ianao manandrama manao ohatr'izao mandeha maka métro raha tsy rotahan'ny alika:lol:
Na any ivelany aza ianao manandrama manao ohatr'izao mandeha maka métro raha tsy rotahan'ny alika:lol:
18. Jeankely
(
13/06/2007 02:02)
Marina ny anao ry "kally" fa ny saina no tara. Na ny resaka film aza anie rehefa mipetraka ao antsaina fa zavatra noforonina io ary film tsy hivadika hanaraka an'iny ny sainao. Nefa na olona efa mba nianatra izao aza avy mahita film dia hiainany ilay izy koa gaga ve ianao raha tetitetehan'ny mpangalatra ny olona avy novonoiny. Nivadika ny resako fa rehefa hoe zaitra-tsilipy dia resaka silipy ny ao antsaina fa tsy hoe ahoana no mampiseho izato vatany ny vehivavy efa sahy.
19. kally
(
13/06/2007 07:24)
Jeankely:
Marina ny anao ry "kally" fa ny saina no tara.
Taiza ho aiza ho no niresaka saina tara ry Jeankely?
Jeankely:
Nivadika ny resako fa rehefa hoe zaitra-tsilipy dia resaka silipy ny ao antsaina fa tsy hoe ahoana no mampiseho izato vatany ny vehivavy efa sahy.
Ka hampiseho silipy sy ny karazany kosa ary ve dia hasiana akanjo aloha ao anatiny sa ahoana aary? Sa tsy izany ry Jeankely?
20. Jeankely
(
14/06/2007 02:25)
Efa hoe izaho mahazaka na hampiseho silipy ahy "kally" tsy midika fa manaiky ahy fa ny toetra sy saina mbola betsaka no tara ary mihevitra zavatra hafa. Isiaka samy mahalala io hoe tsisy olana. Ny resaka toetsaina dia farany ngeza be ary sarotra hovaina. Izaho miteny aminao fa mbola misy toerana miboridana ny Asiatique tsy tononiko. Ry zareo anefa tsy hoe isaky ny mifankahita dia mifampijery sokatry na avy dia mifanenjika sahala ny akoho lahy sy vavy fa miaina tsotra sty misy mifampitaingina eran'ny tanety. Ny Fanjakana mamporisika azy hiankanjo nefa tsy tia ahalala ireo. Firenena lasa alavitrabe mihoatra an'i Madagasikara nefa io ary tsy tononiko satria hivezivezeko.