de ahoana indray izao tendance izao ry zalahy a!

21. menalamba ( 14/06/2007 17:07)
Ary maninona ary ny an'ilay bandy no kilaoty kalshonina bé fa tsy mba ilay mifan
gitra tsara mampiseo entana ireny no nampanaovina azy é,sa tsy dia manaitra
anareo vaivavy ny mahita anay mivontovonto tsara???:roll::roll::^)
22. kallie ( 15/06/2007 05:22)
ampiseoy oe ny an'i menalamba d itanay eo?
23. Jeankely ( 15/06/2007 07:45)
Tena tiany ny mampiseho an'io ka asehoy ry menalamba a. Mody tsy mijery ireo fa mijery mivilana. Ao ambadika ireo no tena sahy miresaka an'io mivantana fa isiaka lehilahy aza tsy sahy niresaka vavan'omby nivantana teto =))=))=))
24. menalamba ( 15/06/2007 10:48)
kallie:

ampiseoy oe ny an'i menalamba d itanay eo?


Ka tsy mamaly ny fanontaniako anie izany ry Kallie é, hoy aho aloha hoe tianareo
ve le kelshonina bé sa irony sisikila kely irony fotsiny no anaovanay lehilahy mialo
ha ny fampisehoana,sa raha tsy mahita tsy miteny izay tiany??:-D:-D:-D
25. kally ( 15/06/2007 16:19)
Jeankely:

Efa hoe izaho mahazaka na hampiseho silipy ahy "kally" tsy midika fa manaiky



E!e!e! tsy nieritreritra ny hampiseho kosa aho aloha ary tsy matianina ny amin'izany ry rajeankely!
menalamba:


hoy aho aloha hoe tianareo
ve le kelshonina bé sa irony sisikila kely irony fotsiny no anaovanay lehilahy mialo
ha ny fampisehoana,sa raha tsy mahita tsy miteny izay tiany??:-D:-D:-D


Ny ankamaroanay angaha moa dia taitaitra amin'ny fampisehoam-batana tahaka anareo e!
Fa tsy mba misy eo anelanelany izany fa na silipy sisik'ila na kalshônina be?:-D tsy mba misy silipy tsotra ve ry zareo a?
26. menalamba ( 15/06/2007 20:01)
Ko ny anareo eo @ fampisehoana anie ry Kally vita tsara tarehy sy iangaliana tsara
ery ny fanamboarana azy ,feno amboaradara,ny anay lehilahy dia sahala amin'ny
kitapo bé fotsiny.......toa misy fiangarana,tsy hoe té hanao silipo misy amboarada
ra akory aho an, tsetsatsetsa tsy aritra fotsiny ny ahy:^):^):D:D
27. kally ( 16/06/2007 07:24)
menalamba:

Ko ny anareo eo @ fampisehoana anie ry Kally vita tsara tarehy sy iangaliana tsara
ery ny fanamboarana azy ,feno amboaradara,ny anay lehilahy dia sahala amin'ny
kitapo bé fotsiny.......toa misy fiangarana,tsy hoe té hanao silipo misy amboarada
ra akory aho an, tsetsatsetsa tsy aritra fotsiny ny ahy:^):^):D:D


Ka ianareo lehilahy ihany hono no voasinton'ireny moa ireny koa no mba tena tianay vehivavy e!^marina tsy aleo mahita lehilahy manao milibandy toy izay hanao kalishônina misy amboradara:-D fa ilay lehilahy manao sisik'ila koa aloha tsy angadiko e!aleo hilamina.
28. Jeankely ( 19/06/2007 09:53)
Ny lehilahy voasitona foana rehefa hoe vehivavy na ahoana ataony na ahoana e. Fa ny vehivavy koa aloha tsy nakafy an'ireny raha tsy nalaza ireny e. Tamin'ny voalohany milaza tsy tia daholo fa nony efa be manao dia milaza tia daholo indray.
29. lembelo ( 17/07/2007 08:37)
Mahavariana ahy ny firehan'ny resaka rehefa mahita an'itony. Tsy hitako mihintsy izay tafahaotra raha oharina amin'ireo dokam-barotra "Triumph" na "Sloogy", na "Chantelle", sns. Maontina kokoa aza.
1- Amin'ny maha-malagasy aloha dia tsara kokoa foana ny mahita zazavavy tsara tefy, asa ny famindrany raha mampiavaka ireo "bori-tanana malefaka" (izay angaha no andikako ny "lingerie fine") asehony.
2- Na tery aza ny tsenan'izy ity, misy malagasy tafita ihany aty Frantsa amin'ity (Princesse Tam-Tam).
3- Ny mahalasa fisainana ahy hoe misy mpanjifa ampy ve ao an-toerana hampandeha azy ?
4- Mba miangavy ireo mpahay raha, manavao atin'akanjo ho an'ny lehilahy, miainga avy amin'ny foto-pisainana malagasy (salaka landy)
30. dibbah ( 17/10/2007 05:21)
misy an'ireny daholo any anatiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2247