Toa tsy mino an'izany aho

1. niryna ( 03/06/2007 06:07)
Mitombona ve izany hoe ireny olona fohy kely ireny hono dia mora tezi-dava,tsy mba manana fo faly ?Fohizina be hoy ilay olona.Nampiany indray hoe mifanakaiky ny tsinainy sy ny ati-dohany.Tsy misy hifandraisany mihitsy ireo anefa fa mety izay fotsiny no fanazavany.
Nahita ihany aho aloha olona e,mora tezitra be,toa tsy manana fo faly tokoa,izay ataon'ny olona rehetra dia maha-tezitra azy daholo.Kanefa olona iray ve no manao izany dia ny rehetra no voa.
Efa nahita olona fohy kely tokony ve ianareo ka mora tezitra na kizintina be?
2. kally ( 03/06/2007 07:20)
Mora tezitra izy tsy mora tezitra fa kizintina sy masiaka kely. Izy kosa olona mipitipitika sy falifaly lava fa tsy tohinina fotsiny. Mahafantatra 3 aman'efatra aho mirefy 1m53 - 1m55 eo.:lol:
3. vale ( 03/06/2007 07:50)
kally::-D:-D:-D:-D

nyrina::P aza manao izany fa ny sinoa sy ny gasy izany anie azo lazaina hoe taranaka fohy2, dia toa izany ve ny fijerin'i nyrina azy?:lol::oops:
4. miangalyandria ( 03/06/2007 09:20)
Tsy misy ifandraisany amin'ilay hoe fohy io satria na ny fanoratra an'io teny io fotsiny aza dia hoe "foizina" fa tsy "fohizina" izany hoe "fo" no fototeny fa tsy "fohy". Izay no mahatonga an'ilay hoe "foizina" be iny olona iny, be fo be, fa tsy hoe "fohizina" fohy izy dia noho izany ......

Ny namana hafa angamba mety afaka hanome fanazavana be kokoa noho io fa io aloha no fahazoako azy.
5. xxx ( 03/06/2007 09:31)
vale:
nyrina::P aza manao izany fa ny sinoa sy ny gasy izany anie azo lazaina hoe taranaka fohy2,
aza miteniteny foana e!raha ianao no fohy sy ny taranakao tsy midika velively izany hoe ny taranaky ny malagasy rehetra no ohatrizany e!


6. karinah ( 03/06/2007 09:52)
mitomany ho vazah indray xxx:-P:-P:-P:-D
7. karinah ( 03/06/2007 09:56)
ny malagasy anie avy @ indoneziana koa :inde + asie, ny indiana lava b dol ah!=D=D=D

tsy misy an'izany akia Nyrina ah, asa anefa :?: zah aloha tsy mafantatra lôtra fa tsy fohy kely :? ka tsy afaka manome porofo:P:-*:-*:-*
8. vale ( 03/06/2007 10:04)
xxx:

vale:
nyrina::P aza manao izany fa ny sinoa sy ny gasy izany anie azo lazaina hoe taranaka fohy2,
aza miteniteny foana e!raha ianao no fohy sy ny taranakao tsy midika velively izany hoe ny taranaky ny malagasy rehetra no ohatrizany e!



xxx: zah tsy fohy kely :? kah !! fa rah eo anatrehan'ny vazah angaha!:-D, ..fa de mba mamaly ny dinika ftsn aza mora tezitra :{, fa izaho manontany an'i nyrina hoe raha jerena hoe ol fohy sns, izany ve? lafin-dravatra @ ankapobeny no lazaiko fa tsy ny rehetra ankory kah!:-D


9. nathie86 ( 04/06/2007 08:13)
tsy fohizina zany ny fohy neninay zao fohy ny meilleur amieko fohy i bebenay fohy fa za ndray ary no tena kizintina no zareo klé.:lol:
Za tsy hoe lava akory an fa mba norme eh:lol:
10. miangalyandria ( 04/06/2007 16:40)
efa hoe diso izany "fohizina" izany fa "foizina" no izy fa nareo koa
11. niryna ( 05/06/2007 05:48)
kally:

Mora tezitra izy tsy mora tezitra fa kizintina sy masiaka kely. Izy kosa olona mipitipitika sy falifaly lava fa tsy tohinina fotsiny. Mahafantatra 3 aman'efatra aho mirefy 1m53 - 1m55 eo.:lol:

Toa tahakan'ny mino indray aho raha izany,izaho niadi-hevitra hoe tsy misy an'izany fa hitoviza daholo io.Hay kally eto nahita

12. niryna ( 05/06/2007 05:50)
vale:

kally::-D:-D:-D:-D

nyrina::P aza manao izany fa ny sinoa sy ny gasy izany anie azo lazaina hoe taranaka fohy2, dia toa izany ve ny fijerin'i nyrina azy?:lol::oops:

Mbola lava isika raha oharina ny firenena hafa toy ny peruvian,ny mexican,ny equatorian

13. niryna ( 05/06/2007 05:53)
miangalyandria:

Tsy misy ifandraisany amin'ilay hoe fohy io satria na ny fanoratra an'io teny io fotsiny aza dia hoe "foizina" fa tsy "fohizina" izany hoe "fo" no fototeny fa tsy "fohy". Izay no mahatonga an'ilay hoe "foizina" be iny olona iny, be fo be, fa tsy hoe "fohizina" fohy izy dia noho izany ......

Ny namana hafa angamba mety afaka hanome fanazavana be kokoa noho io fa io aloha no fahazoako azy.

Misaotra betsaka nanao fanitsiana.Efa hoe sarotra hoy aho ilay teny gasy kou.
Eny e olona fohy,sy olona foizina(mora tezitra avy amin'ny teny hoe fo) ireo no anontaniako raha mitombina tokoa.

14. niryna ( 05/06/2007 05:56)
karinah:

ny malagasy anie avy @ indoneziana koa :inde + asie, ny indiana lava b dol ah!=D=D=D

tsy misy an'izany akia Nyrina ah, asa anefa :?: zah aloha tsy mafantatra lôtra fa tsy fohy kely :? ka tsy afaka manome porofo:P:-*:-*:-*

misaotra ary na dia izay ihany aza e.Angamba kosa io toetran'ny olona tsirairay e,misy ny zavatra mahasosotra azy na tsy faly amin'ny fiainany izy dia mahasosotra azy daholo ny olona,dia any amin'ny olona izy no manala vokona.:oops:

15. niryna ( 05/06/2007 05:58)
vale:

xxx:

vale:
nyrina::P aza manao izany fa ny sinoa sy ny gasy izany anie azo lazaina hoe taranaka fohy2,
aza miteniteny foana e!raha ianao no fohy sy ny taranakao tsy midika velively izany hoe ny taranaky ny malagasy rehetra no ohatrizany e!



xxx: zah tsy fohy kely :? kah !! fa rah eo anatrehan'ny vazah angaha!:-D, ..fa de mba mamaly ny dinika ftsn aza mora tezitra :{, fa izaho manontany an'i nyrina hoe raha jerena hoe ol fohy sns, izany ve? lafin-dravatra @ ankapobeny no lazaiko fa tsy ny rehetra ankory kah!:-D




io ary ny :* ho anareo e.Mino kosa aho fa tsy tezitra izy fa ilay fanazavany no somary hafa dia lasa hoe tezitra,izany moa ry xxx o:?

16. niryna ( 05/06/2007 06:00)
nathie86:

tsy fohizina zany ny fohy neninay zao fohy ny meilleur amieko fohy i bebenay fohy fa za ndray ary no tena kizintina no zareo klé.:lol:
Za tsy hoe lava akory an fa mba norme eh:lol:



=))=))
Foizina hono no fiteny e,
17. ikaretsaka ( 13/06/2007 05:31)
niryna:

Mitombona ve izany hoe ireny olona fohy kely ireny hono dia mora tezi-dava,tsy mba manana fo faly ?Fohizina be hoy ilay olona.Nampiany indray hoe mifanakaiky ny tsinainy sy ny ati-dohany.Tsy misy hifandraisany mihitsy ireo anefa fa mety izay fotsiny no fanazavany.
Nahita ihany aho aloha olona e,mora tezitra be,toa tsy manana fo faly tokoa,izay ataon'ny olona rehetra dia maha-tezitra azy daholo.Kanefa olona iray ve no manao izany dia ny rehetra no voa.
Efa nahita olona fohy kely tokony ve ianareo ka mora tezitra na kizintina be?



eny .. indrindra fa raha lehilahy.
marina mihitsy io hoe mifanakaiky ny .... sy ny atidohany... ka mahatonga ilay olona manao hoe misaina amin'ny (. . .) ry zalahy ireny.
Nisy namako mpanao mozika izay, sy architecte izay, fa raha vao miova kely @ style-ny zavatra ataonao dia efa guerre des etoiles be izay!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2106