tomany

1. xxx ( 01/06/2007 13:52)
Mitomany a fa tsitako tsony wa fasaly!!!!
novalian'i sympa ny 19/06/2007 23:07
2. kelly13 ( 01/06/2007 16:23)
za kou malahelo b anazy :cry: ndraso fa hifampizara mosoara isika :)
3. dreamm ( 01/06/2007 16:25)
:roll: izaho koa mba tena gaga.....
4. wooda ( 01/06/2007 16:53)
lasa aiza marina fasaly? mety sahirana angamba izy any!
5. diamondra27 ( 01/06/2007 17:06)
sssss samia mametraka kestion hoe: inona ny zava-miseho de mety hahalala ny antony ihany nareo e!


nanomboka oviana izy no tsy teto?
de inona ny miseho eto @ fiaraha-monina?
de inona no mety manahirana azy personnellement(asa, tokatrano, adidy sns...)

samia hendry daholo fa mety hiverina ihany nenikely sady fety des mères zao ho avy
(nahatsiaro andry nanao bonne fety maman akia a!)



bizous beeeeeeeeeeee:-*:-*:-*:-*
6. mandrindra ( 01/06/2007 17:18)
diamondra27, napetrako aby ireo fanontaniana ireo fatsy nahitako valiny. dia ahoana izany no ho ataoko
7. xxx ( 01/06/2007 18:02)
diamondra27:

sssss samia mametraka kestion hoe: inona ny zava-miseho de mety hahalala ny antony ihany nareo e!


nanomboka oviana izy no tsy teto?
de inona ny miseho eto @ fiaraha-monina?
de inona no mety manahirana azy personnellement(asa, tokatrano, adidy sns...)

samia hendry daholo fa mety hiverina ihany nenikely sady fety des mères zao ho avy
(nahatsiaro andry nanao bonne fety maman akia a!)
dia atao inona anefa ireo fanontaniana tsymisy dikany ireo?


8. ftma ( 01/06/2007 19:01)
Tsy afaka miditra izy fa manana problema internet afaka miantso azy izay manana ny phone :D
9. kelly13 ( 01/06/2007 19:02)
lolllllllll tsy azoko le "ssssss" klou e!
za kou mantsy mba nametraka fanontaniana iany fa tsy nahita valiny
10. diamondra27 ( 01/06/2007 19:21)
ftma:

Tsy afaka miditra izy fa manana problema internet afaka miantso azy izay manana ny phone :D


_______________________


virus inon hono le tafidtra no tsy mbola vita ny internet sa sao dia tokony haterina eto e! :-D:-D:-D
11. ftma ( 01/06/2007 19:43)
diamondra27: ndraso fa anontaniako :wink: mety ny reseau no tsy mande fa tsy ny ordi, rehefa tratra an'io ordi tsy mandeha io anie ka tena tsy afa-manaotra e,
12. Stretch ( 02/06/2007 04:38)
fa izy ngé mety lasa nanao vôkansy e !
de tsy te hanimba ny vôkansy am fijanonana am ordi izy .:?
13. dreamm ( 02/06/2007 06:28)
ka ny mahagaga handeha vacance ve dia hiala daholo ny sary???? efa zàtra mahita ny sariny:roll:
14. tess ( 02/06/2007 07:52)
strech: izany anie ho aho e! mety nanao vacance any rehetra any izy , raha izaho kosa no lasa vacance tsy hiditra eto mihintsy fa indray mande isan-taona ny vancance hararaotina tsara:wink:
15. lancia ( 04/06/2007 11:31)
aza malahelo fa mino a, fa mbola hiverina eo izy e, ary izany no hirariana, bizz njy fasaly a,
16. sitlo ( 04/06/2007 15:06)
:cry:
17. andrea ( 04/06/2007 15:11)
sitlo a ! aza be konetaka eo fa rehefa rehefa tsy te hiverina instony izy de avelao ho any.. mbola bedabe ny sipa eto...

laingako e ! za koa aza mbo malahelo knoa
18. Fiffi ( 04/06/2007 15:14)
andrea: ndryyyyy :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
19. sitlo ( 04/06/2007 15:42)
andrea> aza malahelo izany tsony ndry (l)
20. Fiffi ( 04/06/2007 16:06)
andrea:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0986