Vehivavy 60 taona teraka kambana.

1. niryna ( 30/05/2007 05:23)
Toa mahavariana indraindray ny fandrosoana sy ny fahaizan'ny dokotera,misy olona tsy miteraka dia vitany ny hananan'iny olona iny zaza.Misy fomba ataony ary dia matetika teraka kambana ka hatramin'ny zaza fito no avoakany ny vehivavy manao fitsaboana.Na roa,na 3,4,...7.Io teraka fito io aloha dia alaina sary foana izy fito mianadahy kely isan-taona ary raha tsy diso ny fitadidiako azy dia efa dimy na enin-taona ireo ankizy.Manontany teny ny tena hoe aiza sy ahoana no fomba fipetrak'ireo zaza ireo ao an-kibo?Ny fitaizana azy aloha dia tsy olana fa mahazo fanampiana amin'ny fanjakana izy mivady e.Ity vao teraka kamba ity no mampiheritreritra ahy.
Ny fanontaniako,mbola mety misy ronono ve izany olona efa lehibe izany? Ahoana ny eritreritrareo?
novalian'i niryna ny 03/06/2007 06:02
2. agoago ( 30/05/2007 11:47)
Ny eritreritro @ olona lehibe miteraka, tsy fitaizana loatra, satria mahavidy ronono izy efa noeritreretiny izany, na manana mpitaiza zaza koa dia tsy olana. Fa ny tena hitako olana tsy lehibe akory ny zanakao dia mety ho faty ianao.
Mampalahelo ny mijery ny ankizy mbola kely dia kamboty.
3. watafon ( 30/05/2007 15:13)
raha mbola miteraka izy zany dia mbola afaka mampinono k ! fa ireto eo kambana fito kosa angamba tsy ho araky ny reniny ampinonoana e! raha any ampita ange dia mahazo fanampiana e ! ny aty efa haintsika ihany !
4. linarako2 ( 31/05/2007 12:41)
Afaka mampinono ilay reny,fa ireto fito no asa izay omeny ronono matsiro amin'izy rehetra ireo:roll:
5. nathie86 ( 01/06/2007 08:06)
tsy ef ho faty v zany 60taona zany lé.
Lay sinoa vavy 62ans zay niteraka valo mintsy, tsy mila nono ampinonona zany fa biberon eh
6. Stretch ( 01/06/2007 09:06)
:{:{
tsy norma
7. niryna ( 03/06/2007 05:57)
agoago:

Ny eritreritro @ olona lehibe miteraka, tsy fitaizana loatra, satria mahavidy ronono izy efa noeritreretiny izany, na manana mpitaiza zaza koa dia tsy olana. Fa ny tena hitako olana tsy lehibe akory ny zanakao dia mety ho faty ianao.
Mampalahelo ny mijery ny ankizy mbola kely dia kamboty.


Miampy ny zanak'antitra koa ilay zaza.Izay no filaza azy,ary hafahafa atao kely kanefa toa lehibe sahady ilay zaza,saingy matotra be kosa raha oharina ny zaza tsotra .
8. niryna ( 03/06/2007 06:00)
watafon:

raha mbola miteraka izy zany dia mbola afaka mampinono k ! fa ireto eo kambana fito kosa angamba tsy ho araky ny reniny ampinonoana e! raha any ampita ange dia mahazo fanampiana e ! ny aty efa haintsika ihany !

Marina izany,ireto zaza fito anie tsy zaza teraka tsotra toy ny rehetra e,nisy fanamboarana nataon'ny dokotera tao,mety tsy nety nipetraka mihitsy ny zanany,na mety nisy antony hafa dia io no lalana nanaovan'ny dokotera azy.Tena mandreraka be kosa aloha e,tokony ao anaty fito na sivy taona ilay vehivavy no miteraka fito,ity indray mandeha.

9. niryna ( 03/06/2007 06:02)
nathie86:

tsy ef ho faty v zany 60taona zany lé.
Lay sinoa vavy 62ans zay niteraka valo mintsy, tsy mila nono ampinonona zany fa biberon eh


strech a io koa i nathie86 nahita olona niteraka valo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.118