niady be izy mivady
1. xxx
(
28/05/2007 19:50)
raikitra ny fiavonavonana tao an-trano,niatomboka t@ fifamaliana raikitra avonavona tsy nahatanty ramose ka sendra nitodika madama nasiany sakay ny sakafon'i madama ka (ah!!!ah!!!!ah!!!!!ah!!!!!ah!!!!!ah!!!!!!!ouiiiiii t'as encore du sakay?)
novalian'i andrea ny 29/05/2007 10:01
4. andrea
(
28/05/2007 20:01)
:D :D :D de may ve ilay vava ?? mihinana cocombre fostiny iny de afaka ..
5. xxx
(
28/05/2007 20:12)
ty ndray ary e!tsy nahatanty ramose ka le sendra nitsangana iny madama nasin-dramose sitlô teo @le seza nipetraka @zay madama ka a!a!a!a!a!a!!a!a!a!!a!aaaoueee! efa natory ve ny ankizy zay M?
6. andrea
(
28/05/2007 20:18)
xxx:
ty ndray ary e!tsy nahatanty ramose ka le sendra nitsangana iny madama nasin-dramose sitlô teo @le seza nipetraka @zay madama ka a!a!a!a!a!a!!a!a!a!!a!aaaoueee! efa natory ve ny ankizy zay M?
pfffff
8. johnnyandri
(
29/05/2007 02:24)
xxx:
ty ndray ary e!tsy nahatanty ramose ka le sendra nitsangana iny madama nasin-dramose sitlô teo @le seza nipetraka @zay madama ka a!a!a!a!a!a!!a!a!a!!a!aaaoueee! efa natory ve ny ankizy zay M?
De CONCOMBRE fotsiny koa ve de afaka????:-D:-D:-D
9. xxx
(
29/05/2007 07:33)
i andrea izao no mety mahavaly io fa izy no nilaza fa cocombre maha-afaka sakay:-D:-D
11. andrea
(
29/05/2007 10:01)
ieee .. afaka ka! rehefa may ny sakay ange de andramo e! cocombre mampangatsiaka vava may ... :D :D

haaaaaaaa