clomid sy ny iac

1. xxx ( 26/05/2007 10:13)
bjr efa nisy nanao traitement ne clomid ve nareo de nanao ahona kay : indrindra zay nanao traitement miaraka @iac
novalian'i indra ny 11/06/2007 04:43
2. linarako2 ( 31/05/2007 12:49)
:roll:
3. indra ( 11/06/2007 04:43)
Bjr!

Ie, efa nanao clomid aho nandritry ny 2 ans fa tsy hitako izay azo taminy nefa ny dokotera niteny oe refa mihinana anio enao de mipetraka izy. Indrisy anefa fa hatavezana no azoko de najanoko izy izao fa lasa manao regime aho fa lasa matavy loatra, sady niampy vitamine E. Taloha aho 45kg izaho aho 64 kg nga tsy varatra b mihitsy e.

Izany oe amiko alou de izay no azoko e, fa mety arakaraky ny toe-batan'i olona ngamba.

Merci
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1825