Ie, efa nanao clomid aho nandritry ny 2 ans fa tsy hitako izay azo taminy nefa ny dokotera niteny oe refa mihinana anio enao de mipetraka izy. Indrisy anefa fa hatavezana no azoko de najanoko izy izao fa lasa manao regime aho fa lasa matavy loatra, sady niampy vitamine E. Taloha aho 45kg izaho aho 64 kg nga tsy varatra b mihitsy e.
Izany oe amiko alou de izay no azoko e, fa mety arakaraky ny toe-batan'i olona ngamba.