Iny volan'iny

1. nomenahary ( 23/05/2007 14:10)
Tiako hanànana re ny tonon'ilay hira misy ilay andalana toy izao amin'ny isan'andininy (tsy tadidiko mantsy ny lohateniny, nefa koa tsy azoko antoka na i Nanahary no mihira azy na tsia):

...Soa loatra ianao ry ilay tanànako nilaozako elabe...

Misaotra mialoha ê!
novalian'i Fiffi ny 24/05/2007 13:56
2. Fiffi ( 23/05/2007 14:31)
iza am ireo ? http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&mpihiraid=271
3. nomenahary ( 24/05/2007 11:38)
Misaotra betsaka Fiffy fa hitako ny tonon'ilay hira. "Ilay tanànako" no lohateniny ary i Nanahary no mihira azy. Hitako daholo koa ireo hiran'i Nanahary hafa izay notadiaviko efa elabe.
4. Fiffi ( 24/05/2007 13:56)
:) zany no mampi-namana akia an ! :) :-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0076