Tiako hanànana re ny tonon'ilay hira misy ilay andalana toy izao amin'ny isan'andininy (tsy tadidiko mantsy ny lohateniny, nefa koa tsy azoko antoka na i Nanahary no mihira azy na tsia):
...Soa loatra ianao ry ilay tanànako nilaozako elabe...
Misaotra betsaka Fiffy fa hitako ny tonon'ilay hira. "Ilay tanànako" no lohateniny ary i Nanahary no mihira azy. Hitako daholo koa ireo hiran'i Nanahary hafa izay notadiaviko efa elabe.