ny vady

1. lamborghini888 ( 21/05/2007 19:38)
Ahoana ny fahitanao ny vehivavy manolotra vehivavy hafa ho an'ny vadiny?(l)
novalian'i bim ny 04/12/2007 00:21
2. melody ( 21/05/2007 19:54)
fa maninona no manao izany ravhv, sa kinkyzareo:evil:
3. Fiffi ( 21/05/2007 20:06)
lamborghini888:
Ahoana ny fahitanao ny vehivavy manolotra vehivavy hafa ho an'ny vadiny?(l)
heu....de tsy aiko ....mbla tsy nahita na nahare an'zanyindray zah an ! :roll::roll:


4. sympa ( 23/05/2007 23:28)
lamborghini888 -> Bi sexe zany le vhv kle :-D:-D:-D:-D
5. Fiffi ( 26/05/2007 16:45)
mahagaga.....
6. Stretch ( 26/05/2007 17:35)
miseho ny tranga toy izao refa tena mahatsapa ho inapte le vhv.
fa ny sens inverse ko nefa misy.
7. sitlo ( 26/05/2007 18:17)
coooooooooool
8. Fiffi ( 27/05/2007 20:09)
fa maninona no ato am namana vao2 ity ?:roll:
9. nathie86 ( 29/05/2007 13:22)
satria mety ho tsy mety ny fiharahana na tsy tiany ilay vadiny na tsy mahasoa azy ireo ny miaraka d manaiky izy hoe vadio i Ketaka oh fa tsy poince ny @tsika
10. zetamae ( 02/07/2007 11:56)
Raha ny hevitro aloha de mety tsy tiany intsony ilay vadiny na koa hoe misy interet takiany ao
11. sympa ( 03/07/2007 14:25)
zetamae :arrow: asa ah :roll: Mety izay marina angamba :-D:-D
12. bim ( 04/12/2007 00:21)
mahalatsaka:lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2289