ny vady
1. lamborghini888
(
21/05/2007 19:38)
Ahoana ny fahitanao ny vehivavy manolotra vehivavy hafa ho an'ny vadiny?(l)
répondu par bim le 04/12/2007 00:21
3. Fiffi
(
21/05/2007 20:06)
lamborghini888:heu....de tsy aiko ....mbla tsy nahita na nahare an'zanyindray zah an ! :roll::roll:
Ahoana ny fahitanao ny vehivavy manolotra vehivavy hafa ho an'ny vadiny?(l)
6. Stretch
(
26/05/2007 17:35)
miseho ny tranga toy izao refa tena mahatsapa ho inapte le vhv.
fa ny sens inverse ko nefa misy.
fa ny sens inverse ko nefa misy.
9. nathie86
(
29/05/2007 13:22)
satria mety ho tsy mety ny fiharahana na tsy tiany ilay vadiny na tsy mahasoa azy ireo ny miaraka d manaiky izy hoe vadio i Ketaka oh fa tsy poince ny @tsika
10. zetamae
(
02/07/2007 11:56)
Raha ny hevitro aloha de mety tsy tiany intsony ilay vadiny na koa hoe misy interet takiany ao