Mercedes indray an ! hummm......manja an !
1. Fiffi
(
19/05/2007 22:15)
http://images.google.fr/imgres?imgurl=http://www.leblogauto.com/images/saleen_s7_1.jpg&imgrefurl=http://www.leblogauto.com/2005/10/tokyo_2005_live_10.html&h=480&w=640&sz=84&hl=fr&start=3&um=1&tbnid=q3CUjoZ30IZqDM:&tbnh=103&tbnw=137&prev=/images%3Fq%3Dvoiture%2Bla%2Bplus%2Bchere%2Bau%2Bmonde%26svnum%3D10%26um%3D1%26hl%3Dfr%26sa%3DN
ahoana io ? humm.....manja kosa aloha an ! indrindra io le vidéo io ambony io.....
ahoana io ? humm.....manja kosa aloha an ! indrindra io le vidéo io ambony io.....
novalian'i deutsch007 ny 20/11/2007 07:51
3. glamoor
(
20/05/2007 10:59)
^:^^:^^:^zay hono no hotrinona!tena ts sa aloha e! raha ts hoe any amy brocante!hiiiiiiiiiiiiii any ary mbola mety ts ho zaka!=))=))=))=))=))=))=))=))fa izy aloha de tena masaka b!
8. bilakarenjy
(
21/05/2007 21:10)
vao mahare le anarana hoe : mercedes de efa lafo be izany sady tsara foana .
nefa ity misy mahasolo azy sady mitovy endrika aminy kely fotsiny .
nefa ity misy mahasolo azy sady mitovy endrika aminy kely fotsiny .
9. sympa
(
22/05/2007 17:23)
Taikany, raha izao ny ahy bdb indray ny pokona indray azy rehefa anao mariazy kle :!: :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Mba hitadiavo BMW hoe raha mahita koa enao ry Fiffi an :!: :°):°) Reny zao no tena tiako @ vam retra :!: ;-);-)
Mba hitadiavo BMW hoe raha mahita koa enao ry Fiffi an :!: :°):°) Reny zao no tena tiako @ vam retra :!: ;-);-)
14. sympa
(
23/05/2007 13:30)
Fiffi -> tiko be le farany io kle :}:} @io zao mahazaka jo maro² an :!: :-D:-D:-D:-D Tounde le jo snob be reny mintsy no azo @ io =))=))=))=))
17. sympa
(
23/05/2007 15:54)
Fiffi :arrow: Tsy iza ndray ve no ho lasa James Bond 008 eo raha mahazo io kle :!: :{:{ :-D:-D:-D
Le anakiray manga metalise io aloa tsy mahatanty ny lalana aty @ nay klo eee :!: :-D:-D:-D:-D
Le anakiray manga metalise io aloa tsy mahatanty ny lalana aty @ nay klo eee :!: :-D:-D:-D:-D
18. sympa
(
23/05/2007 16:09)