Mercedes indray an ! hummm......manja an !

25. Fiffi
(
23/05/2007 21:29)
hummm.....tsy mampatahotra anaha indray raha resaka vitesse kah ! wraoummmmmmmmmmmmm .......:)

26. sympa
(
23/05/2007 22:21)
Fiffi :arrow: Sao de anidina eo nohony farany kle :!: :-D:-D:-D:-D:-D:-D

28. sympa
(
24/05/2007 10:16)
Ary toa lasa otry ny posin'ny 2cv ilay mercedes marina :?: :-D:-D:-D:-D

35. sympa
(
31/05/2007 23:23)
Fiffi :arrow: io njay mba mety ametrahana tongotra ka :-D:-D:-D:-D Mba tsy mijaly @ zay :-D:-D:-D:-D

36. mionona87
(
22/06/2007 11:50)
fifi an sody everinao fa mersedes doly ary refa pneu efatra aleo azava fa ny japs ko tsy miala eo eh!
nenay kely maso hany (l)
nenay kely maso hany (l)

37. deutsch007
(
19/11/2007 10:19)
Salut!mba amohay sarina audi RS4 hoe za,na break na berline,na cabriolet tsy olana
Ny zanak'i Ra8 hono mantsy nahazo audi RS4 berline,évidemment quattro le izy(4roue motrice).Masaotra betsaka ô!
Ny zanak'i Ra8 hono mantsy nahazo audi RS4 berline,évidemment quattro le izy(4roue motrice).Masaotra betsaka ô!

38. deutsch007
(
20/11/2007 07:51)
Nivoaka zao ny nouvel audi A4 ané 2008.Efa nivôka koa ny A5 sy ny BMW M3
Misy koa zany audi MTM bimoto zany.Audi TT ihany le izy fa 1020 Chevaux,vitess max 390,6km/h.Izy no nahazo voalohany tany Nardo,ary 600000euros ny vidiny.
Faharoa:porsche 997 sportec SPR1,802 chevô,vitess max:378,4Km/h,ary 0 à 100km/h en 2,9sec,vidiny 350000euros
Fahaleto:porsche 997 techart GT Street:630 chevô,vitess max:358,2Km/h vidiny 245000rueos.
Misy olona manambola marina @ ty tany ty ka!