TANDIDONIN-DOZA ny Tontolo iainana,Misy hambara v ny Baiboly

1. rrgmt ( 17/05/2007 17:11)
Misy hambara v ny Baiboly ??8O
novalian'i niryna ny 19/05/2007 05:53
2. Fiffi ( 17/05/2007 17:58)
anjaran'tsirairay no manatsara ny tontolo iainana....araham-pivavahana....
3. rrgmt ( 18/05/2007 03:29)
Mba omeo toro-hevitra ary ê!:roll:
4. Zina ( 18/05/2007 22:00)
satria isika mipetraka @ tany feno fahotana ka ho TANDIDONIN-DOZA foana ny Tontolo iainana. Nefa hisy hiafarany io rehefa tonga i Jesosy fanindroany. Ka mahereza fa izany ny fiainana rehefa eo akaikin'ny Kristy dia tsy mba matahotra an'izay mitranga mihitsy:-*
5. niryna ( 19/05/2007 05:53)
Maro tokoa no ambaran'ny Baiboly .
*Ny fijoroan'ireo fiangonana izay manohitra ny tenin'i Kristy dia efa misy amin'izao tontolo izao.
Olona no tompoina mihoatra noho i Kristy ary atao a/tr'izao tontolo izao ary efa nambaran'ny Baiboly io milaza hoe"Aza mety ho fitahin'olona akory hianareo;fa tsy ho avy izany,raha tsy efa tonga aloha ny fihemorana,ka hiseho ilay lehilahin'ota,dia ilay zanaky ny fahaverezana,ilay manohitra ka manandra-tena ho ambony noho izay rehetra atao hoe Andriamanitra,na izay ivavahana ,ka dia mipetraka eo amin'ny tempolin'Atra izy ka manao ny tenany ho Andriamanitra."2Tes 2:3-4.(Mpaminany sandoka na mpitondra fivavahana mivoana ny Tenin'i Kristy.
:cry:
*Mitoriteny amin'ny fo tsy madio,fankahalana, fihatsaram-belantsihy ny kristiana fa tsy amin'y fifaliana na fitiavana,manohitra ny marina ary tsy mahazaka ny hilazana ny marina ka atezerana no sehatr'izany.:?mitoria ny teny,mazotoa na amin'ny fotoana ,na tsy amin'ny fotoana,mandrese lahatra,mamporisiha,mananara mafy amin'ny fahari-po sy ny fampianarana rehetra.:D:D

*Efa misy ny fanambarana fa efa akaiky ny fahatongavan'ny Tompo ary dia maro ny zavatra mitranga.Ny tondra-drano,ny ady eran-tany,miha-maivana ny fifankatiavan'ny mpianakavy sns.:cry::cry:

*ny fiangonana izay mivoaka sy mivoana ny ao anaty Baiboly.Manova ny marina ::twisted:(False gospels)2Ti 4:3-4

*Fiangonana manohitra ny ao anaty Baiboly ka manambara fa afaka manao izay tiany hatao ny olona,mba ahazoana olona maro sy hanana voninahitra:evil::...mba tsy hanao fampianarana hafahafa ,na hitandrina ny anganongano sy ny tantram-pirazananna tsy hita lany izay mahatonga ady hevitra fa tsy mampandroso ny fitondrana akara an'Atra amin'ny finoana. 1Tim 1:3-4 8-)8O

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2181