Avy amin'inona no niavian'ilay toerana eto gasikara?

1. niryna ( 12/05/2007 05:44)
Manan-tantara daholo hono ny antony nanaovana ny anaran'ny toerana misy eto amintsika.
Matetika toa misy resaka hidiran'ny mpanjaka na nisy zavatra nanjoa na mety mahafantatra isika zavatra hafa nahatonga izany.
Sahalemaka:arrow: lohasaha feno lemaka
Ampahamarinana:arrow:saha namarinana ireo maritiora:roll::?:
Antanimboanjo:arrow:tany feno voanjombory,voanjolava=))=))
Ambohijanaka:rehefa misy iray maty hono ao an-tanana dia misesy foana ilay izy :arrow:miamboho ny zanaka:roll:.
Mahita toerana hafa ve ianareo ary ahoana no niaviany?
Ahoana ary no nihavian'ny hoe:
Ambodiafotsy,Anjozorobe,Ampasamadinika, Ambohitrarahaba,Antanandrano,Antsahadita,Vatomandry, Amboninampamarinana, Ambilalemaitso.sns
Anareo amin'izay ary e8):D:):(:idea:
Noforoniko ireto fa miandry ny valiny avy any aminareo aho a sy izay toerana vaovao avy any Diego,Toleara,Mahanoro,Fianarantsoa,Toamasina,
Antsirabe sns aho a.
Ampasamadinika:arrow:angamba be fasana kely madinidinika mitsitokotoko ao e sa ahoana:roll::lol:
Ambodiafotsy:arrow:fotsy daholo ny amboho na ny alika ao sa eo ambodin'ny bodofotsy foana ny olona sa ambodia fotsy no tratra nandehandeha tao:?::roll:
Vatomandry aloha dia misy vato roa ngezabe eo am-povoan'ilay ranomasina :arrow:vato roa no indray mandry eo=D=D sa :snif:
Antsahadita:tena feno dita tsy takatry ny saina no isany tao amin'ilay saha ka tezitra mafy ny mpamboly,hiakatra fitsarana mihitsy ny raharaha:-@
(l)niryna
novalian'i niryna ny 22/05/2007 06:27
2. ikaretsaka ( 13/05/2007 13:19)
Tena ataoko Bira daholo ny ahy ary:

Mandaniresaka: Tena tsy tafaresaka mihitsy ianao rehefa ao anaty fiara raha mandeha amin'iny lalana iny, tsy haiko hoe fa maninona angaha!

Ambohimena: dia mena tokoa ka!

Betafo: malaza @ fanaovana tafo tanimanga (tuiles) sady tsara be ny tanimanga avy any
3. johnnyandri ( 14/05/2007 12:42)
Analakely: nisy alaala kely teo taloha
Ampasampito: Nisy Fasana fito ve vao tonga teny Anjanahary. Tonga dia bobaka be avyeo.
Behoririka. Teo amin'iny Ranomaimbo sy ny manodidina iny hono dia feno horirika naniry.
Ambohidratrimo: Vohitr'i Ratrimo mpanjaka
4. bidagda ( 14/05/2007 16:20)
arivonimamo? ambatofinandrahana, itaosy,ambanidia, ampandrana, andravoahangy, mahazo, besarety, betongolo, faravohitra, ambohijatovo, isoraka, antaninarenina, ambohimangakely,andohalo,ambondrona,soarano, antanimena ankadifotsy,alakamisy fenoarivo
5. johnnyandri ( 14/05/2007 17:17)
Arivonimamo: nisotro sy nimamo hono ny arivolahy tao dia lasa hoe Arivonimamo dia ny anaran-toerana sasany lasa niova nanaraka ny tenin-jatovo ka lasa mitarika antsika ho any amin ny lalao sy hatsikana indray.
6. niryna ( 15/05/2007 05:15)
bidagda:

arivonimamo? ambatofinandrahana, itaosy,ambanidia, ampandrana, andravoahangy, mahazo, besarety, betongolo, faravohitra, ambohijatovo, isoraka, antaninarenina, ambohimangakely,andohalo,ambondrona,soarano, antanimena ankadifotsy,alakamisy fenoarivo

Besarety:arrow:toby fitondrana ny vokatra ka feno ny sarety izay eo no fihobiany:roll:
Antaninarenina.Tany be honahona sady maimbo dia nototofana8-)
Antanimena :arrow:feno manga teo ka menamena be rehefa vokatra:D
Ankadifotsy:arrow:feno goavy fotsy tao anatin'ilay ankady;-)
Ambohimangakely.Vohitra feno ala-kinina:roll:
Vazivazy ny ahy ireo a:D:D
Soanierana:arrow:soa no nierana8O
Soarano:arrow: be rano nazahoana soa:idea:
7. niryna ( 15/05/2007 05:30)
Alasora:arrow:toerana feno olona mpiangona ka rehefa alatsinainy izy ireo dia mangalatra akoho:(
Ambondrona:arrow:toerana fanaovana fivoriana8)
Ambohitrarahaba:arrow:Manao manahoana ny vohitra rehefa mandalo eo dia mihondrika miarahaba azy.:roll:satria matahotra fa sao arahin'ny mpamosavy eo.:wink:
Faravohitra:arrow:Tapitra hatreo ny lalana@ilay tanana.:lol:
Ikalaharina:arrow:Ity kosa dia tena marina :roll:
Niampita lakana hono izy mivady niaraka ny zanany mianadahy,tsy zakan'ny lakana ry zareo dia nariany tao anaty rano hono ilay kala fa ilay kotokely no noentina:idea:
Ambohimanga:arrow:vohitra feno alabe.
Arivonimamo:arrow:miaramila izay tapitra mamo daholo izy arivolahy:P

Ambatondrakalavao?Ambodimita?Vatosifitra?Bemolanga?sakay?
8. ikaretsaka ( 20/05/2007 12:31)
Itaosy sy Vasakaosy no tsy haiko..
Ny sakaosiko no nivaha teny vasakaosy dia nisy naka tao ny patalohako 1 nony nankany ambatondrazaka za indray andro zay
9. niryna ( 22/05/2007 06:27)
ikaretsaka:

Itaosy sy Vasakaosy no tsy haiko..
Ny sakaosiko no nivaha teny vasakaosy dia nisy naka tao ny patalohako 1 nony nankany ambatondrazaka za indray andro zay



=))dia zakany tao koa izany ny vatond-razaka8-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.7326