aty fort-dauphin

1. chouchoo ( 09/05/2007 14:19)
manaona daoly ny pisurf reetra ato,
za oa mba te anontany ihany oe misy mpihira ve membre ato?
tsy aiko alou satri aty fort-dauphin mba tokony misy pihira mlaybe tonga aty na le pazzapa reny na autre mlay fotsiny eh!!!!!
mba kelke choz de pimenté re zay aty oh!!!!
zay oh!!
d merci d'avance ho antsika sy ze hamaly reetra
novalian'i fanoly ny 23/05/2007 15:55
2. fanoly ( 23/05/2007 15:55)
salut, manakory nareo aty Fort D...fa izao e raha tianareo hisy mpihira milay be tonga any de ianreo no mihetseha manoratra any @ irey mpihira hireny na mikarakara fampisehiana any de ireny no alaina e fa araha tsy izany tsy h tonga any izay tadiavinareo iren.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0788