Vao2 Union Europea

1. salmo1 ( 07/05/2007 08:37)
Loza be ho an'ireo vahiny avy any ivelany frantsay tsy mpanara-dalana ity filohany repoblika vao2 ity.

VIVA EUROPA

novalian'i sudou ny 07/05/2007 16:56
2. pimaso ( 07/05/2007 11:54)
Grave ty Sarko lany ty.
Faly ny droite bien sûr, mahazo vahana ny frantsay.
Nisy émeute omaly tany Lille, Paris , Lyon contre SArko, ça commence bien.
Hikorotana @zay ty france ary lasa hisy "attentat."
Economiquement pour la France tsara ny projet sarko , mais en ce qui concerne les étrangers,
c'est catastrophique.
3. bazylou ( 07/05/2007 11:59)
dia hohita marian eo io !! fa ianareo ve ida mino fa ho tanteraka 100% io ataon'i sarko io ??
4. sudou ( 07/05/2007 16:56)
Dia ahoana izany ireo vahiny manambady frantsay tsy mba ahitana io resaka io manko eto amin'ny serasera ka izay no hanontaniako ary ireo vao maniry mety ho tafita ve,? ary ny mpianatra mba te hanohy fianarana sy te hanitsaka an'i la frantsa, dia ho hita eo ny valiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0068