Grave ty Sarko lany ty.
Faly ny droite bien sûr, mahazo vahana ny frantsay.
Nisy émeute omaly tany Lille, Paris , Lyon contre SArko, ça commence bien.
Hikorotana @zay ty france ary lasa hisy "attentat."
Economiquement pour la France tsara ny projet sarko , mais en ce qui concerne les étrangers,
c'est catastrophique.
Dia ahoana izany ireo vahiny manambady frantsay tsy mba ahitana io resaka io manko eto amin'ny serasera ka izay no hanontaniako ary ireo vao maniry mety ho tafita ve,? ary ny mpianatra mba te hanohy fianarana sy te hanitsaka an'i la frantsa, dia ho hita eo ny valiny