Miarahaba ny mpikambana rehetra ato @ serasera, mba omeo vao2 sy torohevitra za momba ny fifandraisana ato @ serasera fa mbola tsy tena maharaka ! de manantena valiny mahafa-po e OK an!!!!!!!!!!!!!!!!!
bye daholo de mazotoa e!!!!!!!!!
ra zàh enao ry nallymbola fenoiko alou ny momba anao ahafantarana anao na lahy sa vavy, izay no hitako matetika ato amin'ity forum namana vaovao ity, zah kounkou mantsy mba djodjopil otranano:lol:
dé mazotoa ko e!!!!!!!!!
rafify: ra zàh enao ry nallymbola fenoiko alou ny momba anao ahafantarana anao na lahy sa vavy, izay no hitako matetika ato amin'ity forum namana vaovao ity,
hummm....sady efa misy nanolo toerana zah an ! hihihihhi milay kha ! de aza hadino zany ny mameno le momba eh ! :)
Izaho koa :
mba omeo vao2 sy torohevitra za momba ny fifandraisana ato @ serasera fa mbola tsy tena maharaka ! de manantena valiny mahafa-po e OK an!!!!!!!!!!!!!!!!![IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Confus/mini-evanouissement-284932.gif[/IMG]