Manitikitika ny saiko

1. sitlo ( 30/04/2007 01:13)
Efa ela ity no nanitikitika ny saiko fa izay vao alefako.
Raha misy fitiavanao an'olona iray. Iza no tsara?
Iarahanao izy dia hihena ilay fitiavana, ary mety ho tsy hisy hiangana aza.
sa:
Tsy iarahanao izy(ohatra hoe mijanona ho mpinamana be) fa voatahiry ao anatinao ilay fitiavana.

Ny fototra mantsy dia hoe tsy misy ny tonga lafatra. Ka raha miaraka ny olona roa dia miha-hita ny kilema isan-karazany. Ary mihena ilay fitiavana, na dia eo aza ilay fandeferana. Marina hoe fandeferana no mahatsara ny fiarahana, fa lasa fihafiana ilay izy indraindray, ary mihafara hatramin'ny fampirafesana.
novalian'i kelly13 ny 04/05/2007 14:17
2. soanja ( 30/04/2007 02:58)
Raha ny fahitako ny hevitr'i Sitlo zany dia ny fiarahana no manimba ilay fihetsem-po, zany hoe ilay fitiavana.
Raha mahatsapa ianao fa mihena ny fitiavanao ilay olona iray nefa tianao be izy tamim-boalohany dia tsy tena fitiavana izay tsapanao izay fa zavamandalo, manaitra. "You were falling in love" but not "in love". Ny fitiavana mantsy tena maharitra ary n'inona n'inona tsara na tsy azoazonao momba ilay olona dia tsy miova ilay fitiavana fa mbola eo ihany. Maharary fotsiny ianao fa ilay fitiavana mitoetra ary izay ny maha-fitiavana azy satria sarotra akifika be. Tsy azo ampiharana fitiavan-tena akory satria mitaky ary mila mameno azy amin'ilay olona ianao. Zany hoe ny fitiavana dia ny fahazahoana sy fahatsapana fa tsy lafatra ilay olon-tianao. She or he comes in package: the good and the bad. Both do not reduce anything you feel. Izay momba azy izay no atao hoe TIANA.
Ny izy moa dia ho enga anie mba hifameno izany sy hifandray, zany hoe ny fandeferanao eo mba tsapany koa. Ary izay no ahalalany tokoa fa tena FITIAVANA ilay tsapanao satria vonona ianao hiafy.
Lavabe le resaka fa de hoe Rehefa TIA dia tsy tokony hijaly na miaritra na mihena fa maharitra ary tsy miova ilay maripan-drefesana ao anaty. good luck!
3. malalatinasoa ( 30/04/2007 03:00)
sitlo:

Efa ela ity no nanitikitika ny saiko fa izay vao alefako.
Raha misy fitiavanao an'olona iray. Iza no tsara?
Iarahanao izy dia hihena ilay fitiavana, ary mety ho tsy hisy hiangana aza.
sa:
Tsy iarahanao izy(ohatra hoe mijanona ho mpinamana be) fa voatahiry ao anatinao ilay fitiavana.

Ny fototra mantsy dia hoe tsy misy ny tonga lafatra. Ka raha miaraka ny olona roa dia miha-hita ny kilema isan-karazany. Ary mihena ilay fitiavana, na dia eo aza ilay fandeferana. Marina hoe fandeferana no mahatsara ny fiarahana, fa lasa fihafiana ilay izy indraindray, ary mihafara hatramin'ny fampirafesana.



Ny tena tsara indrindra ry penina :D:D dia izao: raha tinao izy , izy tinao dia tadiavp ny fikafika rehetra hikolokoloana ilay fitiavana. Aza avela ho lefy sy mandefitra foana izany fa miresaha tsara.

Raha misy iray tsy tia na tsy vonona dia aleo ho mpinamana ihany fa :-* fotsiny.
4. fasaly ( 30/04/2007 06:22)
sitlo: raha matahotra ny fihenan'ny fitiavana toi de aza erahina ilay oulona fa aleo lay fitiavana am maha mpinamana miaraka mifananihany sy ny sisa iny kozé e! satsia raha erahanao izy araka io volazanao io dia ho hita eny ny kilema ary me hita ihany ny tena toetrany hany ka mampiena ny fitiavana, raha sendra miady aza mety tsy hifampiresaka tsony dia domazy fa aleoko ny ahy mijanona ho namana ihany iny milay beuhhhh! afaka mi flirt kely njainjay de afaka minamana be najy de toy izay foana hahahaha!:-D
5. tslem ( 30/04/2007 07:11)
Tsy iarahanao izy(ohatra hoe mijanona ho mpinamana be) fa voatahiry ao anatinao ilay fitiavana.

nefa ra tsisy :*:*:* koa d tsy afapo :-D:-D:-D
6. andrea ( 30/04/2007 07:35)
fasaly:

sitlo: raha matahotra ny fihenan'ny fitiavana toi de aza erahina ilay oulona fa aleo lay fitiavana am maha mpinamana miaraka mifananihany sy ny sisa iny kozé e! satsia raha erahanao izy araka io volazanao io dia ho hita eny ny kilema ary me hita ihany ny tena toetrany hany ka mampiena ny fitiavana, raha sendra miady aza mety tsy hifampiresaka tsony dia domazy fa aleoko ny ahy mijanona ho namana ihany iny milay beuhhhh! afaka mi flirt kely njainjay de afaka minamana be najy de toy izay foana hahahaha!:-D


kay kay .. tsy ratsy kosa klé!
7. sakaizakely ( 30/04/2007 08:01)
Raha mangitikitika ny saina dia hôtrôry @ tendron'ny sitlo maranitra iny dia afaka ny hidihidy 8)

Fa raha izaho no mahita saogany milay tsara izany, za ndray tsy mba hitanontanona ela fa tonga dia haniko tsara sady mbola lelafina aza le lovia rehefa lany ny kaly.

Ny fitiavana dia toy ny afo ! Mila sorohina matetika, ampiana kitay kely tsindraindray ampidorehitra ilay afo, dia toy izany foana mandrakizay. Tsy misy an'zany hoe leo izany. Enao indray aza no mangatsiaka raha vao miala teo akaikiny teo. Fa raha tsy vonona ny hanolokolo dia aleo tokoa tsy miditra.

Raha io raisonement n'i Sitla io no ampiasaina, lasa mopera daholo ny lhl klé !

F'inn no tena mampatahotra an'i Sitla, ny hahita ny kileman'ilay joba ve ? Sa sao kobon'ilay joba ny kileman'i Sitla ? Toa io no tena gravy ô :°)

Misy kilema daholo ny oul rehetra, nefa koa samy misy mahatsara azy koa. Araky ny lazain'i Soanja io hoe package. Rehefa miaraka indray dia mifanabe hatrany fa tsy misy tonga lafatra dieny vao manomboka.

Izay ary fa mazotoa homana azy :-D
8. ANARIM ( 30/04/2007 10:00)
Fa ny fitiavana maharitra @ zavatra rehetra (kilema ou pas kilema sns sns...) ny ankoatran'izay tsy mbola tena izy
9. Rasiligaoma ( 30/04/2007 13:08)
raha vitan'ny amour ny fiainana dia maka sisintsisiny dia faites l'amour fa aza miasa intsony
10. fasaly ( 30/04/2007 17:04)
ANARIM: raha tena ny fitiavana alou no resahina dia io volazanao io no tena izy! fa raha taitaibobmina hoe hiaraka fotsiny nefa tsy haharitra tsy aleoko mijanona ho mpinamana hummmmm:-D iny mafilotra nama a! toy izay hiaraka aho hiaraka nefa mantsina be otran'ny atody perimé avy eo:-D:-D:-D
11. naughtyboy ( 30/04/2007 21:31)
masaka tsara ny koziny fasaly:wink:tsy misy tsara no ny fitiavanamana namana ihany de refa mifankafantatra tsara miaraka kely eny de ita ra piesy mifanaraka avy tsy mety rava le fototra mahampinamana:lol:
12. fasaly ( 30/04/2007 21:34)
naughty: kobonao kou ny fandehany amzao an!:wink::wink::wink:
13. ravakamalala ( 30/04/2007 22:01)
"La satisfaction tue le désir", izany hoe désir no itiavanao ilay olona amin izay fotoana izay fa tsy amour.

miombon kevitra amin i soanja aho, ny fitiavana tsy mihena izany, mainka aza mitombo, mety handefitra ianao , mety hiafy ianao fa ataonao ampitiavana dia tsy ampijaly anao!
14. sitlo ( 01/05/2007 20:02)
Aleo amin'izay ity resaka matotra ity valiko rahariva.
15. Stretch ( 01/05/2007 20:21)
Ntso ry malala kely mbola tsy milamina ihany nga ky ny raharaham-pitiavana any zamerlôky any ?
mahereza fa io dossier rouzy , sarotra azavaina .
Ianao ihany no tompony teny farany.
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Amour/3d-Amoureux2.gif[/IMG]
16. sakaizakely ( 01/05/2007 21:42)
efa ariva izao ry sitla fa avia am'zay miresaka a !
17. sitlo ( 01/05/2007 21:52)
(time zone time zone)
18. Stretch ( 01/05/2007 21:57)
anarana marika patalou zany time zone zany e ?
19. Stretch ( 01/05/2007 21:59)
20. sitlo ( 02/05/2007 01:59)




Aleo amin'izay valiako tsirairay.
Fa alohan'ny hitenenako dia atsipy kely ity tenin'i Bouddha ity:
"Une seule parole qui fait du bien est meilleure que cent mille discours qui ne servent à rien."





© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1706