Manitikitika ny saiko
21. sitlo
(
02/05/2007 02:15)
soanja:
Raha ny fahitako ny hevitr'i Sitlo zany dia ny fiarahana no manimba ilay fihetsem-po, zany hoe ilay fitiavana.
Raha mahatsapa ianao fa mihena ny fitiavanao ilay olona iray nefa tianao be izy tamim-boalohany dia tsy tena fitiavana izay tsapanao izay fa zavamandalo, manaitra. "You were falling in love" but not "in love". Ny fitiavana mantsy tena maharitra ary n'inona n'inona tsara na tsy azoazonao momba ilay olona dia tsy miova ilay fitiavana fa mbola eo ihany. Maharary fotsiny ianao fa ilay fitiavana mitoetra ary izay ny maha-fitiavana azy satria sarotra akifika be. Tsy azo ampiharana fitiavan-tena akory satria mitaky ary mila mameno azy amin'ilay olona ianao. Zany hoe ny fitiavana dia ny fahazahoana sy fahatsapana fa tsy lafatra ilay olon-tianao. She or he comes in package: the good and the bad. Both do not reduce anything you feel. Izay momba azy izay no atao hoe TIANA.
Ny izy moa dia ho enga anie mba hifameno izany sy hifandray, zany hoe ny fandeferanao eo mba tsapany koa. Ary izay no ahalalany tokoa fa tena FITIAVANA ilay tsapanao satria vonona ianao hiafy.
Lavabe le resaka fa de hoe Rehefa TIA dia tsy tokony hijaly na miaritra na mihena fa maharitra ary tsy miova ilay maripan-drefesana ao anaty. good luck!
Tsy koah io na lava be aza fa voavaky foana.
valiny> Mitovy amin'ny noteneniko amin'ilay hoe tsy misy ny tonga lafatra ihany ilay hoe "she comes in package".
fa tsy azoko ilay hoe: "...mitaky ary mila mameno azy amin'ilay olona ianao. Zany hoe ny fitiavana dia ny fahazahoana sy fahatsapana fa tsy lafatra ilay olon-tianao..."
Sa hoe ohatra ny fikoloana vonikazo, tondrahana sy asiana zezika ... mba hampamelana azy?
22. sitlo
(
02/05/2007 02:32)
malalatinasoa:
Ny tena tsara indrindra ry penina :D:D dia izao: raha tinao izy , izy tinao dia tadiavo ny fikafika rehetra hikolokoloana ilay fitiavana. Aza avela ho lefy sy mandefitra foana izany fa miresaha tsara.
Raha misy iray tsy tia na tsy vonona dia aleo ho mpinamana ihany fa :-* fotsiny.
Mitohy amin'ilay valiteniko teo ihany ity.
Ka raha mitady fikafika anefa ianao hikoloana ilay fitiavana dia lasa fitiavana amboarina be ilay izy. Dia rehefa tsy mahita fikafika intsony ianao dia izay no izy.
sa diso ny fandraisako azy?
23. sitlo
(
02/05/2007 02:36)
fasaly andrea:
sitlo: raha matahotra ny fihenan'ny fitiavana toi de aza erahina ilay oulona fa aleo lay fitiavana am maha mpinamana miaraka mifananihany sy ny sisa iny kozé e! satsia raha erahanao izy araka io volazanao io dia ho hita eny ny kilema ary me hita ihany ny tena toetrany hany ka mampiena ny fitiavana, raha sendra miady aza mety tsy hifampiresaka tsony dia domazy fa aleoko ny ahy mijanona ho namana ihany iny milay beuhhhh! afaka mi flirt kely njainjay de afaka minamana be najy de toy izay foana hahahaha!:-D
Marina izany marina izany
24. sitlo
(
02/05/2007 02:38)
tslem:
nefa ra tsisy :*:*:* koa d tsy afapo :-D:-D:-D
:-D, fa angaha moa tsy maintsy miaraka vao afaka :*:*:* :-D:wink: serieux
25. soanja
(
02/05/2007 02:52)
Ny "Mifankatia" mantsy ry Sitlo dia olona roa e. Zany hoe ianao tokiny moa izy tokinao.
Ka ny tiako resahina de hoe na dia eo aza le toetra mety tsy azoazonao aminy raha tsy eo izy dia tsy ho feno ianao, zany hoe tsy hilamina mihitsy ny sainao fa mitaky azy , sarotra anefa ny hilaza hoe ho sambatra satria mety state of mind sarotra be vao mahatratra an'io. Fa ilay mifameno no tiako resahina. Na mandreraka aza le olona ohatra amin'ny toetra sasany dia mila azy foana ianao ho eo anilanao. ka rehefa tanteraka io dia izay ilay tena fitiavana. Tsy mihena mihitsy izany le fitiavana fa mitaky ny fisiany aza.
Tandremo anefa fa tsy ny fitiavana rehetra no mamelona sy mampilamina fa misy koa fitiavana mamono sy manimba. Izay mahatonga le ireny tantara hoe femme fatale ireny. Eo no tokony hijerena ny fampiasana ny saina. Ka raha toa ka mahita ianao hoe hanimba ny hiaraka amin'ny olona iray izay tena tianao nefa efa hitanao taratra fa tsy hamelona dia tsara tokoa ny tsy miaraka. Mijaly tokoa anefa ianao amin'izay saingy mamy ny aina. Sady tsy iny irery no vehivavy ambonin'ny tany fa mbola be de be any mitady anao. Good luck!

26. sitlo
(
02/05/2007 03:05)
Tsy mijaly kokoa izany raha ianao no nisafidy ny hoe tsy hiaraka satria any aminao ny antony dia tsy misy nenina. Araka ny tenin'i Sakaizakely hoe raha milendalenda ianao dia aza mitanintanina izany. Fa raha entin'ny sainao ianao, araka ny maha-olombelona anao dia tsy ho voasarika amin'izany.
Ilay tsy fahafenoina indray. Izay indrindra ilay teneniko hoe, dia hahatsiaro ho hiafy ianao. Fa ny valitenin'i Soanja izany dia hoe mahaiza mionona amin'izay ampy ao aminy fa izany no atao hoe fitiavana azy. Ny fanontaniana anefa hoe mandrapaha raoviana?

27. sitlo
(
02/05/2007 03:16)
sakaizakely:
Raha mangitikitika ny saina dia hôtrôry @ tendron'ny sitlo maranitra iny dia afaka ny hidihidy 8)
[...]
Raha io raisonement n'i Sitla io no ampiasaina, lasa mopera daholo ny lhl klé !
F'inn no tena mampatahotra an'i Sitla, ny hahita ny kileman'ilay joba ve ? Sa sao kobon'ilay joba ny kileman'i Sitla ? Toa io no tena gravy ô :°)
[...]
Izay ary fa mazotoa homana azy :-D
efa novaliko niaraka tamin'ny an'i soanja ny [...]
valiny> :-D, ary raha sitlo feutre :-D
tsy lasa mopera daholo izany fa izay no fototry ny fampirafesana re foana etsy sy eroa.
Ary tsy nandalo tao an-tsaiko indray izany hoe kobon'i joba ny kileman'i sitla. Nefa mety hitranga mihitsy izany. Ny tena marina angamba dia hoe, efa kobo aloha ny kilemako dia tsy blem intsony avy eo, fa nanaiky matoa miaraka.
Nefa manohitra ny foto-kevitro ihany izany. Vain-drahalahy tsy mba marary :-D
28. sitlo
(
02/05/2007 03:20)
ANARIM:
Fa ny fitiavana maharitra @ zavatra rehetra (kilema ou pas kilema sns sns...) ny ankoatran'izay tsy mbola tena izy
:twisted:
Izay mandefa "definition" tsy misy fanazavana izay le tsy masaka mihitsy. Iza no miteny hoe marina ny anao?
29. sitlo
(
02/05/2007 03:29)
Rasiligaoma:
raha vitan'ny amour ny fiainana dia maka sisintsisiny dia faites l'amour fa aza miasa intsony
Fa iza no miteny an-dRasiligoma fa tsy miasa ny bandy? Sady angaha fitiavana izany midika hoe firaisana ara-nofo? :wink:
Ary ny fiainana tsy misy fitiavana izany babangoana be. Za efa nahita olona namono tena(fa tsy maty) fa hoe tsy misy olona tia anazy nony maty ny RADniny. Nefa ny hareny amin'io tsy toko tsy forohana, tsy mila miasa intsony araka ny tenin'ialahy io.
30. sitlo
(
02/05/2007 03:38)
naughtyboy:
masaka tsara ny koziny fasaly:wink:tsy misy tsara no ny fitiavanamana namana ihany de refa mifankafantatra tsara miaraka kely eny de ita ra piesy mifanaraka avy tsy mety rava le fototra mahampinamana:lol:
Marina izany nefa tsy mitovy ny intsony ny fiarahana avy eo.
31. sitlo
(
02/05/2007 03:42)
ravakamalala:
"La satisfaction tue le désir", izany hoe désir no itiavanao ilay olona amin izay fotoana izay fa tsy amour.
miombon kevitra amin i soanja aho, ny fitiavana tsy mihena izany, mainka aza mitombo, mety handefitra ianao , mety hiafy ianao fa ataonao am-pitiavana dia tsy ampijaly anao!
Ohatra ny voadilotra ihany saiko ny nihafarany, dia ohatra ny marina ny anareo.
Kanefa firy eto an-tany moa no mahalala izany? :-*
32. sitlo
(
02/05/2007 04:14)
Stretch:
Ntso ry malala kely mbola tsy milamina ihany nga ky ny raharaham-pitiavana any zamerlôky any ?
mahereza fa io dossier rouzy , sarotra azavaina .
Ianao ihany no tompony teny farany.
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Amour/3d-Amoureux2.gif[/IMG]
Mersy njy
[center]
:!::!::!::!::!::!::!::!::!::!::!::!::!:
:!::!::!:(l)(l):!::!::!:(l)(l):!::!::!:
:!::!:(l)(l)(l)(l):!:(l)(l)(l)(l):!::!:
:!:(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l):!:
:!:(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l):!:
:!::!:(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l):!::!:
:!::!::!:(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l):!::!::!:
:!::!::!::!:(l)(l)(l)(l)(l):!::!::!::!:
:!::!::!::!::!:(l)(l)(l):!::!::!::!::!:
:!::!::!::!::!::!:(l):!::!::!::!::!::!:
:!::!::!::!::!::!::!::!::!::!::!::!::!:
[/center]
34. tsiafoi1
(
04/05/2007 08:30)
Rehefa hanambady ra-Sitlo de aza misafidy intsony fa be loatra ny efa nandalo ka izay no mahatonga an'izany impression izany. Manjary matahotra sao tsy ho tia ....
Asaivo itadiavan'i maman sy papa, de ekeo ohatran'ny cadeau le izy na tsara na ratsa ao anatiny ao.
Fa io na anjely aza ampidinina eo alohanao eo de misy tsininy foana an!
"Il n'y a aucune rose sans épines"

39. sitlo
(
04/05/2007 13:49)
kii, zao diso hatramin'ny mot depasiko.
eo ary fa fintinina eh, ilay lohahevitra voalohany fotsiny vakiana. :°)
eo ary fa fintinina eh, ilay lohahevitra voalohany fotsiny vakiana. :°)