Vady omen'ny raiaman-dreny :mety ve ny fandavana?

1. ronaldo09 ( 27/04/2007 11:29)
Mbola betsaka ny Raiaman-dreny no manolotra vady ho an'ny zanany toa an'ity namana mpiray tanindrazana iray ,3eme annee izy izao ary dia nilaza ny RAR niny fa efa misy tovovavy miandry azy omanin-dry zareo ny any Dago.Nanda mafy anefailedala fa aleony izy ihany no hitady izay ho anjarany fa tsy ny RAR niny .NIlaza anefa ny rainy fa raha tsy manaiky izy dia hariana tsy ho zanaky ry zareo ka eo ny olana satria efavita ny fombafomba rehetra any Dago fa izy no andrasana dia raikitra ny mariazy ary io tovovavy io efa mipetraka ao amin-dry zareo.
Hoy aho hoe diso ve an'ity namana ity raha nanda ary marina fa mila hajaina ny Ray sy Reny nefa hitako eto fa tsy tsara loatra ny toy izany!
novalian'i Jeankely ny 15/05/2007 04:29
2. martini ( 27/04/2007 11:51)
fa lery nga mbola ampinonoana sy fahanana no omena poizina de ihinana,fa ra za aloha leiry de NON avy atrany,tsy ho very ny maha ray amandreny sy ny zanaka na inona mitranga na inona fa de vhv 1 ve no animbana ny ho avy.efa mba lehibe fa manàna hazondamosina frére a,aza manaiky hoentin'ny olona izany tsony na dia rdr aza fa ny fiainanao manontolo mihitsy no simba @'io,torohevitra alaina any @ rdr fa tsy fanerena.OK............ efa hoe NON,NON,NON!
3. malisca ( 27/04/2007 13:39)
mampalahelo be zany!:oops: fa mety ho olona tsara ve lay vehivavy ko ny zanaka nateraka indray no ariana sa ahoana? zaho manokana dia mila fisainana tsara zany olana zany! satria ny rdr hono mikatsaka ny soa ho an'ny zananany foana! mila miresaka sy mifanazava hevitra mihitsy zareo mianaka. reseo lahatra ny rdr hoe tsy mety zany tonga de manolotra zany fa ny ho avinao anie io fa tsy niandry zareo!

Ianao ihany no hivady azy rehefa avieo fa tsy zareo! ka azavao sy tohano tsara ny hevitra fa mety hihemotra ny rdr avy eo! sa mety misy tombotsoany @ny hifanambadian'ilay zanany an'ilay vehivavy? fanontaniana daholo zany!mety mitady vali-babena zareo ka nosafidianany zay mba mety ho vady.
anazy ny misafidy fa rehefa nilaza hoe tsia de tazony nianao fa tsy misy mahadiso @izany!de mahaiza misafidy zay ho vady ee!
4. jefra ( 27/04/2007 16:03)
Aza manao mangidy tsy andrama kosa e!

Asaivo andraman'i lery aloha le joba! Manandran-tsira fotsiny io an. Dia avy eo vao manapa-kevita.

Raha mbola misalasala dia andramana fanindroany...sns...
Ny kibo fotsiny no tsy asiana olona. Dia ny hoe vady, raha tsy matsiro tsara aminao, aleo aloha miala.
5. ratonga ( 27/04/2007 16:33)
jefra:

Aza manao mangidy tsy andrama kosa e!

Asaivo andraman'i lery aloha le joba! Manandran-tsira fotsiny io an. Dia avy eo vao manapa-kevita.

Raha mbola misalasala dia andramana fanindroany...sns...
Ny kibo fotsiny no tsy asiana olona. Dia ny hoe vady, raha tsy matsiro tsara aminao, aleo aloha miala.

marina ny anao ry jefra, maninona ra andramana alou dé avy eo hita zay atao:)

6. sakaizakely ( 27/04/2007 16:58)
sarotra be satria ilay lhl izany mandrato fianarana aty ivelany, miova be ny toetsainy miohatra @ RaD. Eto moa izany dia tena miharihary be ny fitiavantenan'ireo RaD satria tsisy fanajana ny safidin'janany. Izao tokoa ve no atao hoe RaD mendrikaja ? Raha izaho aloha no teo @ toerany dia tena manome tsiny ilay RaD ary tapahako any ny fifandraisana raha tsy miraharaha zay mba safidiko ny RaD-ko. (Mora amiko ny miteny satria izaho tsy eo am toerany). Ra za lery de tsy mody any intsony f'inn ko zany mariazy forsé zany ? tsssss :evil:
7. Zina ( 27/04/2007 17:34)
tsy misy maharatsy ny hevitri'ny RAD raha toa ka manaiky sy tia koa ilay bandy :wink:

RAD anie efa nande t@ experiensa e ka mahafantatra tsara izay tsara ho an'ny zanany
8. tynah ( 27/04/2007 19:57)
mety efa mba misy hafa hitany kosa angamba any eh! io zanany io ,zanany fona na hariany aza, tsy very ny tsy ho zanany io , fa ny fika d refa mody d tonga d mitondra sipa avy aty le bandy d entina mody d tenenina hoe ito no tiako d vita eh!!!
9. fasaly ( 27/04/2007 20:01)
tsy mety kosa zany ka!
kou raha tsy tianlay zanany lay vady hatolotra dia tsy misy varany ny mariage....tena mbola taraiky be zany ray amanjeny zany an!8O8O8O
10. ratonga ( 28/04/2007 01:59)
ary ra ohatra ary izao no itondrana azy!!:lol:
ouzy le RdR wé misy tomobil omena anao refa mody enao anaka, d tsy maintsy manaiky...sy ny tralala....:x
dé tezitra le tary :evil: we zah tsy mila fa heveriny sô dé daba ratsy velina no omena azy, tsy ainy fa kay lé izy ferrari djojopil b :-D:-P:!::roll::?:;-)
11. fasaly ( 28/04/2007 05:50)
ratonga: kou raha tsy in kou! revy fotsiny zany:°):-D:-D:-D
12. sitlo ( 28/04/2007 07:09)
Fantaro aloha fa sao dia vhv mendrika tokoa.
Ary raha sarotra ny hamantatra, noho ny elanela-tany, dia avalony any.
Ny ray aman-dreny tsy mahafoy zanaka izany, fa fampitahorana fotsiny io. Mahaiza fotsiny mandresy lahatra.
13. ratonga ( 28/04/2007 07:23)
k'ita wa, sô dé anenena rah mandaha tsy mahita akory ,...sy tsy mba manandrana kely akory..., mba mikonsom alou é!!!
14. sitlo ( 28/04/2007 07:29)
eowa
fa saingy tsy ara-batana ohatra ny an-dRajefra no tiako tenenina:wink:
15. fasaly ( 28/04/2007 09:06)
tena efa maro ihany n y bandy namako seul aty andafy nilaza hoe toloran'ny RAK vady any madà fa samy tsy misy manaiky ry zareo fa aleo hono zareo ihany no mitady zé tiny, marina fa mande dago ry zareo miery azy fa avy eo tsy raikitra fa tsy mifanaraka am lay bandy:wink::-D:-D:-D
16. ratonga ( 28/04/2007 12:25)
fasaly: :-wdé efa niala nenina zany lay bandy dé tsy raikitra ko atao ahoana:cry: ô mou1 alou mbà nisy an'izay:? fa tsy tonga dé manda bé fotsiny :-D
17. sakaizakely ( 28/04/2007 12:47)
ka na manana ekperiansa sal@ n'inn aza le rad, samy hafa mits ny fiainana taloha sy ny ankehitriny. Taloha dia mariazy amboarina (mariage de raison ou par intérêt), @ zao fotoana fitiavana no fototry ny fanambadiana, eny fa na tsy maharitra hatr@farany aza le fitiavana indraindray.

Taloha hoatran'ny hoe tsy misy fitiavana izany fa dia fiaraha-monina fotsiny ny ankapoben'ny fanambadiana. Ka raha zavatra toy izany no tadiaviny omeny ny zanany, fanomezana voapoizina izany, satria tsy mifanaraka @ safidin'ny zanaka am zao fotoana izao akory. :-/

Tsy haiko aloha fa betsaka tokoa ny RaD tia manao didy jadona tsy mihaino ny zanany akory. Misy aza ange vao tanora dia manana fiheverana hoatr'izany. :^)

Tsy mahagaga
18. fasaly ( 28/04/2007 13:01)
ratonga: raha ny marina tsy hoe nijery anlay rakalakely any madà lay bandy fa nanao vokasy hono de mipilapilaka ny RAD mampiseho andrakaleky :-D:-D:-D fa mifampiojery fotriny ny lahy sy vavy de zay e! aza manody ny kôm ça:{:-D
19. ratonga ( 28/04/2007 13:30)
:-D:-D:-Daiza vé dé hifampijerijery fotriny klé, tokony mbô nitestén-nédala kosa wa, ràh sady soupla no bé détanty avy eo vô afapou na raikitra na tsia:-D:-D=)) sa dé tena tsy mamely mitry ny dévantura dé natao tazandavitra fa tsy natonina akory=))=))
20. fasaly ( 28/04/2007 17:54)
:-D:-D:-D:-D ka ny gout naly RAD sy ny zanaka anie ratonga tsy mitovy e! sao kosa aza efa tantine be lay vady hatolotra:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1945