Vady omen'ny raiaman-dreny :mety ve ny fandavana?
21. Rasiligaoma
(
28/04/2007 18:42)
jefra:
Aza manao mangidy tsy andrama kosa e!
Asaivo andraman'i lery aloha le joba! Manandran-tsira fotsiny io an. Dia avy eo vao manapa-kevita.
Raha mbola misalasala dia andramana fanindroany...sns...
Ny kibo fotsiny no tsy asiana olona. Dia ny hoe vady, raha tsy matsiro tsara aminao, aleo aloha miala.
tena pour an'ilay hevitra eto koa za
andramo kle..
23. ratonga
(
29/04/2007 13:30)
fasaly:
:-D:-D:-D:-D ka ny gout naly RAD sy ny zanaka anie ratonga tsy mitovy e! sao kosa aza efa tantine be lay vady hatolotra:-D:-D:-D:-D
:-w:-wmarina izany alou é! fa supôzision iray zany, fa ra tany ty kosa ary ka miss mada lé izy na iray @ reto sipa ato @ serasera:wink: fa tsara gout hona zany reo RdR:-P ngàmba dé manongo-tena eo lé bandy rà aty aoriana vô fantany, zay vô we takizay fôna:-D:-D:-D
24. fasaly
(
29/04/2007 14:23)
ratonga: zay alou ka marina e! hihihihi
misy tsy mahatan-damba mitry ngamba fa de hoe misaotra papa misaotra maman:-D:-D:-D
misy tsy mahatan-damba mitry ngamba fa de hoe misaotra papa misaotra maman:-D:-D:-D
25. bazylou
(
03/05/2007 18:42)
Tsy aleo marinave aloha manandra-tsira dia ho hita eo e!!sady mino mihitsy aho fa sady voafantina no mbola jojopila be izao izany joba izany!! daba vaovao e!! innoao ny olana fa hita eo!!
28. Zina
(
06/05/2007 22:01)
oi i sakaiza oe
ka ny RAD anie mihaina @ izao fiainana hiainana ny ankizy izao e, mahita ny ankihitriny ry zareo ary ny experiensa zao no itany. Ny RAD amiko dia mahita sy manana experience betsaka nohon;izany mbola hanambady satria ny RAD dia nihaina ary mihaina ao @ ilay experience ka ndray2 mahasoa ny tolotra omeny RAD. Solontena nomen'Andriamanitra ho antsika izy ireny misy ny solafaka misy ny nahatafita.
izao e anao no mijery izay omeny anao tianao raiso tsy tianao aza ekena dia izay fotsiny.
ka na manana ekperiansa sal@ n'inn aza le rad, samy hafa mits ny fiainana taloha sy ny ankehitriny
ka ny RAD anie mihaina @ izao fiainana hiainana ny ankizy izao e, mahita ny ankihitriny ry zareo ary ny experiensa zao no itany. Ny RAD amiko dia mahita sy manana experience betsaka nohon;izany mbola hanambady satria ny RAD dia nihaina ary mihaina ao @ ilay experience ka ndray2 mahasoa ny tolotra omeny RAD. Solontena nomen'Andriamanitra ho antsika izy ireny misy ny solafaka misy ny nahatafita.
izao e anao no mijery izay omeny anao tianao raiso tsy tianao aza ekena dia izay fotsiny.
29. sympa
(
07/05/2007 12:56)
Zina:tsy hoe za tsy manaiky ny zvtr nolazainao fa enao no tompony safy de anao irery ihany no mifidy izay tianao! Ny vady lavony dreo ange no mba hoe ekeko fa mety ampandinika anao fa tsy voatery hoe ry zareo ihany no tompon-tsafidy farany! RAD anie no nahabea anao fa enao koa manana ny hevitrao eeeeeeeeeee! Mety manda enao raha tsy mifanaraka @ nao ilay eo ka! Sikss doly eeee!
30. Zina
(
07/05/2007 20:39)
sympa a ekena ka... ny tiko lazaina dia mety manome proposition ry zareo oe jereo anie i X iny tsy tianao ve? izay no tiako lazaina ka...
mananatra, manoro ry zareo fa manome liberte anao hisafidy ka:wink:
fa ilay oe RAD mi-force oe ity no ho vadinao tsy mety kosa ka...
mananatra, manoro ry zareo fa manome liberte anao hisafidy ka:wink:
fa ilay oe RAD mi-force oe ity no ho vadinao tsy mety kosa ka...
31. Vahinala
(
08/05/2007 09:18)
Tsy manakivy anle ranamana a fa tena ra za mintsy kosa alo d tsy mba hanaiky terena hanambady olona tsy tiako zany e, na d ray amandreniko aza izy. Tantaraiko anareo, mamanay nanao anzany taloha, izay olona miaraka aminay zanany d kianiny foana tsy misy mahafapo azy, tsy olona ohatr'ireny no tsara aminao e sns, fa nous on s'en fous e, fiainanay io ka na tsara na ratsy le olona vadiany anay zany, tena tsy zakako mintsy ny ahy zany fiainana controler na ray amandreny zany, kozy e ! Fa na izany kosa aza aloha rehefa anatra mahasoa d raisina hanatsarana ny fiainana.
33. johnnyandri
(
10/05/2007 04:46)
Asaivo mba mikozy koa ilay bandy hoe raha miforce ahy an'io vehivavy io ianareo dia tsy Ray amandreniko intsony e...mba ataovy valy fingika fingaka:evil::-P:-D:-*
34. sympa
(
10/05/2007 10:46)
johnnyandri:
Asaivo mba mikozy koa ilay bandy hoe raha miforce ahy an'io vehivavy io ianareo dia tsy Ray amandreniko intsony e...mba ataovy valy fingika fingaka:evil::-P:-D:-*
:-D:-D:-D:-D raha aty @ nay aloa ela de tounde tratran'io ka tsy afaka misafidy izay tin'la fa iza eo de eo ko (ilay sipa @ io bolatsy kopin'la kory an :!: ary le sipa torak'izany ko :!::-D ) rehefa aroso ny tralalalala (ny mariazy io) de izay vao mifankahita tava @ zay iiiiiiiiiiiiii :-D ndray² moa izany le kofa sy ilay sipa rehefa mifankahita de na manao hoe :oops: sy ny hoe :} na :snif: sy ^^ ahahahahahah =))=))=))=))=))=)) Tena marina io an :!:
35. rapala
(
10/05/2007 18:20)
sympa: tena marina tokoa io ary izaho efa nahita mihintsy, nanatrika ilay mariazy, soa fa samy bogosy izy mitsam kely, dia nisy(l)(l)(l) saingy taty aoriana vao niova ny tantara:cry::cry:
36. sympa
(
12/05/2007 15:19)
@ fiarahana otry io de misy aty aoriana ry zareo mety mifankatia be na samy mitady aty @ sisiny rehefa samy tsy mifankahazo :!: :-D
37. xxx
(
12/05/2007 18:49)
za koa efa naheno io zavtr io fa sipa indray le izy, le sipa mianatra aty tonga defa nokarakarain'RADny ny fampidirana azy @ bandy tany dago, izany hoe entre le RAD avy no manao fangataham-bady, natao ny vodiondry, le sipa @ io tsy mafantra akory an'le bandy fa noteren'le RAD hanambady azy refa vita fianarana de mody any dago donc efa vita zany le fiancaille kanjo le sipa mbola tsy vita avy ny fianarany de nanambady ol taty ary nafeniny ny ol tany hoe nanambady, sendra nifanena teny an-dalana t@ le RADny le ol nahafantatra ny mariaziny taty tonga de niarahaba an'ireto RADN'le sipa hoe arahabaina fa nahazo tokantrano tsara ny zazavavy, nareo mivady zany no nanatrika ny mariazy tany?
zao mo le sipa efa niteraka
zao mo le sipa efa niteraka
38. melody
(
12/05/2007 21:34)
ka ilay fitiavana forcé hoa tsy mendrika no tsy mety, mety misy ireny mande tsara fa ny ankamaroany dia miafara @ fijalina sy mamoy fo mihintsiny.
Avelao ny ankizy hanao safidy izay tiny fa tsy ny RAD no mi-organisé ny fiainany surtout hoe efa lhb zareo. Afaka manao sosokevitra ny RAD fa miakina @ ilay zanaka na horasiny izany na tsia!!!
Avelao ny ankizy hanao safidy izay tiny fa tsy ny RAD no mi-organisé ny fiainany surtout hoe efa lhb zareo. Afaka manao sosokevitra ny RAD fa miakina @ ilay zanaka na horasiny izany na tsia!!!
39. sympa
(
13/05/2007 23:30)
Za klo mahita fa namivoatra takon'inona isika malagasy sy ny tanora @ izao de mbola misy fona io mariage force des parents io, indrindra² aty avaratra ny Nosy aty no mbola tena manjaka izany :!:
40. Jeankely
(
15/05/2007 04:29)
Aza adino fa tsy any Madagasikara ihany io. Any Asie dia mbola mandeha io. Ny ao Europe sy USA moa ny manandra-tsira in-jato na in'arivo aza aloha vao manambady efa lasa halavitra be. Saingy aza adino fa milaza mihintsy ireo ary porofoy raha diso fa amin'ireo toerana mpilalao fitiavana sy malalaka indrindra ireo no hazakazaka be koa ny "Divorces". Fahalalahana izany ka anjaranao no mamakafaka fa samy tsara na ianao no mahita na tolorana. Zavatra mitovy foana no ampiadiana ao=))=))=))