go.voyage

1. anare ( 27/04/2007 10:09)
Slt !
hono hoe rireto ny mividy bié pr Dago @ go voyage ve sans risk.Matotra ve lay izy.
Misaotra e !
novalian'i Ratoa ny 29/05/2007 11:52
2. Fiffi ( 27/04/2007 10:15)
tsy misy hatahorana io...tena matotra be mihintsy kah ! ireny ange efa misy lalana mifehybe de zay no mahatonga azy tsy maintsy matotra be an ! na ny fandohavana par CB aza tena efa sécurisé be mintss zao ! Go ! zany ! :)
3. karinah ( 27/04/2007 10:50)
Tsisy olana zany ny Go voyage! (destinat° hafa ny nataoko alou; fa tsy nisy ny olana.)
4. Fiffi ( 28/04/2007 12:06)
anare: de nanao ahoana hiany izy tao ?
5. anare ( 02/05/2007 08:18)
dia tsy nisy olana tokoa. Ny tena moa zay vao nividy tamin'itony fa efa zatra loatra le mandeha direct mividy any @birao.Ilay securité an'ny carte mintsy manko no tena nampanahy ahy. Sao ny kely anana ndray no amborindry lerony ao. Misaotra e!
6. Fiffi ( 02/05/2007 17:31)
efa tena sécurisé io kah ! tsy misy hatahorana intsony zao....
7. Ratoa ( 29/05/2007 11:52)
Iza no mba mahita billet moramora mankany Dago fa tena hitondra namana vahiny maromaro ho any aho ny volana Août 2007 na Septembre 2007, miankina amin'ny vidin'ny billet ny datinandro? Efa mitady izahay fa tsy mbola mahita ny mahafapo.
Strany mba tsy lany @ billet ny vola fa mba entina any @ malagasy mpivarotra sy mpanao hotely sns êêêê!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3458