hira vavaka

1. fanjiry ( 27/04/2007 08:10)
mba mangataka ilay hira mitondra ny lohateny hoe : "Jeso rĂ´ hazomanga"
Misaotra mialoha e
2. diamondra27 ( 27/04/2007 08:20)
Io dia mahasoava, ho tahian'i Tompo


Jeso ro hazomanga soa
fitahiandrake firegneam-be tokoa
ny mino Azy olona afaka avoa
ny devoly lavits'azy moa

andininy:
ahiko Jeso bak'eto
ahiko Jeso trak'eroy
lavareake n'aiko zao
manana an'i Jeso anatiko ao

baiboly ro haveloma tokoa
tano ka vakio laka mihemotse koa
taomo ny longo mba ho afaka avoa
fa Jeso ro hazomanga soa

ndra inoino ny soa etoy
Jeso tsy atakalo
ndraka tsy azo afoy
tsy ampirafesy amin-draty fiatao
ny finoan'Azy anaty ao

Amen!:-*:-*
aRAHO tsara ny tonony:-*:-*



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0075