saro-kenatra

1. sitlo ( 23/04/2007 18:47)
Inona no ataonareo raha manana namana saro-kenatra be nareo?
Inona no traikefanareo amin'io henatra io?
2. fasaly ( 23/04/2007 18:49)
atao zé mampa à l'aise azy! zé azaoiny aina.....
resahina foana izy fa tsy avela hangina satria ny oul sarokenantra tsy be teny....:-P ary lazaina hoe miavona nefa tsia !!! tsy izany mitsy.....toetrako io ka haiko tsara:-P
3. sitlo ( 23/04/2007 18:58)
Nedala tsy miavona fa tsy mahita tenenina mihitsy. Eny sy tsia foana no valiteniny. Misy cours hoe adihevitra izay ao am-pianarana, dia rehefa tonga eo amin'ny tourn-lery dia mangina mihitsy ny ao am-pianarana. Dia avy eo mitarika kely ny mpampianatra. Dia mihetsika kely lery ohatra ny hiteny izany. Dia avy eo nefa mangina be indray.
4. fasaly ( 23/04/2007 19:02)
ka zay wa! omena korazy izy hiresaka fa efa sarokeanatra izany tsy hiresaka eo mitsy raha avelanareo mangina be! somary ampiresahina foana izany e! tena efa otrzay mitsy aho tany ampenarana na te hamaly ny kestion ny mampianatra aza dia menatra......enjana be alou lay toetra e! ary sarotra ny hiova mé bon! zay lay toetra naturel de
hiafina:wink: fa zà zao efa somary afak'afaka kely.....azo resena lahatra ihany fa tsy mety tsara:-D
zà tsy manao hoe miavona ny saro kenanatra wa! fa heverina ho miavona fa tsy izay mitsy.....
5. pissoa ( 23/04/2007 20:28)
ampianaro misotro labiera na taoka kely raha tsy misotro izy e ! Tena marina io a :oops::-D:-D:-D
6. fasaly ( 23/04/2007 20:40)
ampnearo aza zà we ry pissoa:wink:
7. sitlo ( 23/04/2007 20:51)
pissoa:

ampianaro misotro labiera na taoka kely raha tsy misotro izy e ! Tena marina io a :oops::-D:-D:-D


:x
tsy poinss zany fa reny olona reny le lasa tavela eo avy eo, :°)
8. sitlo ( 23/04/2007 20:55)
Amin'ny psy misy an'izay signe +- izay.
++: olona mahay mitarika, mety tarintina
+-: mahay mitarika fa tsy mety tarintina
-+: tsy mahay mitarika fa tia tarintina
--: sady tsy mahay mitarika no mety tarintina

dia nedala angamba -- mihitsy, tena tsy manaiky izay atolotra mihitsy.
Andao hijery filma, neih, andao hirevy, neih, andao hampiresaka, neih, andao hitanintanina fotsiny, mbola eh y eh.
:-D
sady nedala rery no avy any amin'ny fireneny aty, tena aza manody ny voky atody :-D;-)
9. soanja ( 24/04/2007 01:50)
Hajaina amin'ny teotrany izy rehefa tahak'izay Sitlo a. Tsy tsara ny manova olona fa ny fomba ifandraisanao aminy no tokony hiova. Zany hoe raha ny mamoaka hevitra no tsy tafavoakany satria miresaka ny vava ( ny azy any an-tsainy no tiany) dia ny soratra indray no ifandraisana aminy.
Ny public speaking aloha tsy natokana ho an'ny rehetra e. Mila manana ilay toetra sady tia mamoaka hevitra no sady mahay ny taktika rehetra.
Izay no antony foana hanaovana ny Myers Briggs rehefa hiasa ilana ekipa sns satria tokony hifameno ny rehetra sady mifankahalala ary mifanaja amin'ny mahaolona azy. Good luck e.
10. mamzelkely ( 24/04/2007 06:26)
sitlo ary ra izy njay no anotanina we inn n tinlah atao de mba mi s'amuse miaraka nareo fa sarotra alou resaka asarotankenatra io eee za ko manko ôtran'izay ihany misy andro ts miteny tampoka zany de lazaina fa miavona ôtran'io lazain'i fasaly io mits
za aza ao apenara anagah mba nandray anjara zany fa ny anah any am examen no atao mamay fa refa misy resaka participation zany ts mandray anjara na haiko aza le valin-teny :-D
fa raiso am onde-ny eny ftsn izy :wink:
11. mbaliana ( 24/04/2007 10:44)
misy koa ange le fomba iray atao anaty vazivazy foana .. fananihaniana kanefa mifangaro provocation mba ahazoana réaction... atao zavatra mahafaly moa zany le izy...ça depend ny situation misy sy ny halalin'ny amitié misy ao aminareo koa aloha le izy e...ohatra ireny zazakely mitoka-monina ireny atao gligli matetika dia mahazo reaction foana...mbola ao amin'ny olondehibe foana mantsy ireny caractère na zazakely ireny rehefa mba te hi s'amuser izy...tsy gligli akory no atao fa tediavinao ny zavatra mety hahasosotra kely an'le olona dia iny no profiter-na atao vazivazy...:-D:-D
12. sakaizakely ( 24/04/2007 16:18)
aiza moa no hoe voky atody fa mety izany ange no fombafomba any amindry zareo e ! sarotra be ny manova olona hiala am mahazatra. fa dia anjaranareo manodidina azy no manao izay hahazoany fahatokisany tena. dia ajaina am'zay fombany izay izy. mety tsy mahay fitenenana tsara koa izy

hoatrantsika gasy raha vao tonga am firenena vahiny dia mora fantatra be, na tsika samy tsika aza mifanao hoe Gasy vao tonga GVT, fa rehefa elaela monina ao am le firenena dia mihazatra ihany farany. Omeo fotoana izy hizarany ny fombafomba rehetra e !
13. Fiffi ( 24/04/2007 16:20)
ahoana tokotrany re zany hoe saro-kenatra zany eh ? le tsy mba be teniteny sy boramena ve ?
14. karinah ( 24/04/2007 17:08)
sitlo:

Inona no ataonareo raha manana namana saro-kenatra be nareo?
Inona no traikefanareo amin'io henatra io?
mapjaly io, ary tsy hanana namana mihintsy! (teo ny niala:lol:)
tenenina izy hiala @ izay toetra izay, fa sady mampijaly ny tenany izy tsy afaka mihaina, no mampijaly ny manodidina!:oops:


15. karinah ( 24/04/2007 17:17)
pissoa:

ampianaro misotro labiera na taoka kely raha tsy misotro izy e ! Tena marina io a :oops::-D:-D:-D
ye! wéééé=D=D=D:D hainjy mintsy ry pissoa:lol::°):oops::oops::oops::P:wink:


16. cute ( 25/04/2007 04:18)
pissoa:

ampianaro misotro labiera na taoka kely raha tsy misotro izy e ! Tena marina io a :oops::-D:-D:-D

dia ahoana avy eo ry pissoa?asaina misotro labiera isanandro zany le olona fa sarokenatra isanandro?:-D d ref lany ny dose d sarokenatra ndray?!!

17. fasaly ( 25/04/2007 10:53)
marna mafy raha mba afaka ny henatro amzany labiera zany:roll::roll::roll::roll::-D
18. Fiffi ( 25/04/2007 11:28)
f'ita ! ny kibo fotsiny no mibotsina am-io :-D:-D:-D
19. karinah ( 25/04/2007 11:43)
:-D:-D:-D, vodka no tena poinssa ry zareo a!:P:oops:, maha bekibo sy pips ftsn reny ie,:lol:
20. sitlo ( 25/04/2007 15:29)
efa hitanareo ve ilay tam BBC iny? Ilay hoe raha vao mamo dia lasa tsara tarehy ny olona manodidina. Dia misy calcul mihitsy momba ny hazavan'ny bar, ny elanelan'ny seza ...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4568