saro-kenatra

21. Fiffi ( 25/04/2007 19:17)
de anao an'zany ve sitlo ? :-D:-D
22. sitlo ( 25/04/2007 19:33)
ntss, koa raha tsy misy atao kosa aho ry fiffi :-D
23. fasaly ( 26/04/2007 06:10)
na mahafa kenatra na maha tsara tarehy na mampanin ny alccol ry reto tena mifona zà fa mandoro ny kiboko ireny a! sady manimba ny memoire nge hono ny alcool e! aleoko hany sarokenatsa kounnnn!:-P
24. karinah ( 26/04/2007 07:54)
sitlo:

efa hitanareo ve ilay tam BBC iny? Ilay hoe raha vao mamo dia lasa tsara tarehy ny olona manodidina. Dia misy calcul mihitsy momba ny hazavan'ny bar, ny elanelan'ny seza ...

hafa ndray zany!mmmhhhh

25. Fiffi ( 26/04/2007 10:17)
sitlo:
ntss, koa raha tsy misy atao kosa aho ry fiffi :-D
hummm....iza no mahita koh ! :-D:-D:-D:-D

26. niryna ( 26/04/2007 17:29)
Efa nandefa sujet mikasika io aho fa aretina io fahasaro-kenatra io.Nety nisy zavatra nitranga tamin'ny fahazazany ka nahatonga azy hitsitokatokana.Ny fisian'ny olona matetika ao an-trano no zavatra iray mety ahafahana io toetra io.Izy irery ihany anefa no mety hanala azy fa tsy azo hovaina izany ny toetran'ny olona.Omeo courage-foana izy na ataovy mifanerasera aman'olona fa misy fihovany kely fa tsy betsaka.Mila namana azony antoka sy hatokisany koa izy mba hizarany ny tsy ambaratelony.:lol:Raha manana namana toy izany ianao dia mba vonjeo izy fa mijaly.
27. cute ( 27/04/2007 03:54)
niryna:

marina izany!!!

28. Fiffi ( 28/04/2007 12:12)
sitlo: sa saro-kenatra ? :wink::-D:-D:-D
29. mpisotrtoaka ( 07/02/2014 07:32)
Tsotra kely ! Mila mizatra mifanerasera aman'olona mivantana fotsiny d mitarika adihevitra iray ary dia zatra ho azy avy eo ! Tsy ilaina le misotro toaka na labiera fa izany no nahampsotrtoaka ny tenanay !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7267