signes ny hoe bevoka ; fa tena tsy azo mintsy

1. xxx ( 20/04/2007 20:39)
za ry rto mba lasa saina hoe raha tokony bevoka ve ny olona ray de tokony harary valahina ohatran'ny ho tonga regle ihany
novalian'i niryna ny 26/04/2007 12:55
2. booboo ( 21/04/2007 07:34)
Tsy voatery sady samy hafa ny fahatsapana @ vhv tsirairay...
3. tywa68 ( 21/04/2007 07:39)
xxx : tsy tokony harary raha tsy hoe efa misokaka ny col ! d mety tonga aloha ny zaza ! mila repos.
Mandehàna mijery dokotera fa aza "lasa saina" eto @ sera² e !:wink:
4. xxx ( 21/04/2007 11:58)
ny tiako lazaina hoe tsy efa mipetraka ka fa le izy vao avy anmboarina iny
5. mamzelkely ( 23/04/2007 11:23)
xxx mety vizaka ftsn enao avy nametraka azy ka :lol:
6. nathie86 ( 23/04/2007 13:13)
xxx fa nga ny zanakareo tsy efa ngeza be de mbola tsy hay iany zany e:evil:
7. sakaizakely ( 23/04/2007 17:22)
tsy misy signe mits raha vao mitsaika le zaza. Resaka (fantasme) ftsn zany hoe maharary etsy sy eroa fa tsy mitombina. Efa 1 volana ankibo any ilay zaza vao misy signe clinique satria eo vao tena mitombo isa ny HCG (hormones de grossesse).

Mila miandry kely, 3-4 andro après le retour supposé des règles dia manao test
8. xxx ( 23/04/2007 19:28)
za nge ry reto mbola sy manana zanaka eh! de tsy haiko
9. niryna ( 25/04/2007 11:14)
Tsy misy fanambarana izany hoe bevohoka ianao.Rehefa tsy tonga ny fotoana vao mety ho tonga saina ihany ianao ary dia manantona dokotera.Misy moa miandry ela dia ireny mandoa na tsy mahazaka fofon-javatra ireny ary matetika tia mihinan-javatra.Ny zavatra hitako dia matetika mandoha ny olona rehefa lahikely ilay izy ary dia tia mihinana zavatra masira sady matsokoloko kely ny kibony fa tsy lehibe.Ny vavy indray dia tia mihinana zavatra mamy ilay bevohoka ary rehefa hita ny kibony dia ngeza sady boribory.Ireo no fomba hamantarako ny olona bevohoka.Hatramin'izao aloha dia vehivavy efa ho 28 isa (omaly no farany ary dia noteneniny fa marina ny filazako fa lahikely hono ny zanany) no noteneniko ireo ary dia marina foana.
niryna
10. tyty ( 25/04/2007 13:00)
possible io , fa za toa izany t@ za bevohoka , tsy haiko hoe regle sa bevohoka satria efa niandry hoe ho bevohoka ,misy koa ny sasany manao toy izany ireny natao fiv na insemination ireny
ilazao vaovao ny namana raha bevohoka e
11. watafon ( 26/04/2007 12:04)
xxx: tsy maharary valahana zany ny olona rehefa bevohoka k ! tsy misy signe ahafantarana azy mihitsy aloha raha tsy @ daty manaraka tonkony ahatongavan'ny règle e ! araka ny voalazan'i niryna etsy ambony
12. niryna ( 26/04/2007 12:55)
Ny fanontaniana indray dia hoe misy mahay manao vavikely na lahikely ve sa izay mitranga eo dia horaisina an-tanandroa?Toa efa naheno izany aho ka asa na mitombona izany na tsia:P:P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.425