maninona aza...

1. diamondra27 ( 20/04/2007 20:17)
Tena lasa indray ny eritreritro fa naninona aza ny sexe no natao tany ambany no naharian'Andriamanitra azy, voatakona; fa raha niseho toy ny orona vava sofina io dia mety inona ny fipoitrany?

Tsy kely tsy lehibe mitady daholo...
2. fasaly ( 20/04/2007 20:32)
de tsy maintsy hoe rakofana silipy ihany ny anarany na ambany na mbony na mbpovony no nisy azy.
3. simplex ( 20/04/2007 20:45)

diams,

A/tra tsy nanakona azy fa ny olom-belona no nihitakevitra hanakona azy.
Zany hoe mandika ny sitrapon'A/tra ny olombelona ra manakona azy. :roll:
Anao ny safidy :°)
4. fanaina ( 20/04/2007 21:48)
fasaly tahaka ny nampy:-D:-D:-D ahy ilay valiteny njy.
5. diamondra27 ( 20/04/2007 22:22)
fasaly::-D:-D
de mety slipo ihany zany no anarany raha tany ambony no nisy azy...:roll: tena mampieritreritra
simplex: marina ny anao, fa tsy Atra no nanakona azy fa vokatry ny ota fa aleo ahitsiko we: takonana aza fa tsy voatakona e

fanaina: hum , tsiky fotsiny aloha an:-D:-D
6. nikopol ( 21/04/2007 07:58)
raha teo akaikin'ny vava kosa ilay izy mety lasa milelatena daholo eny andalana dia tsy misy resaka vanona
7. tywa68 ( 21/04/2007 08:01)
simplex : :-D
8. fasaly ( 21/04/2007 08:18)
simplex: marina zany klé:-D:-D:-D:-D andao hibebaka dool ary de averina am laoniny ny fandehany e!:-D:-D
tsy ho rakofana fa manaraka tsara ny sitrapon'andrimanaitra:-D:-D:-D:-D:-Dloooooooz
9. mamzelkely ( 21/04/2007 08:58)
fasaly aa sarotra beuu zany ko eny efa manomboka miverina ihany alou izy zao ee am ty string ty :roll::°):-D:-D
10. fasaly ( 21/04/2007 09:01)
:-D:-D:-D:-D afaka tsy rakofana siliopy na string nge lay izy fa toundé de anaovana pataloha si zipo e! somary efa tsy manota kely ihany izany:-D:-D:-D:-D
11. pitoussy ( 21/04/2007 10:02)
mbola manota ihany raha izany fa tondé tsy manao zipo sy pataloha mitsy sady ny andro zao efa mafana :-D:-D:-D
12. fasaly ( 21/04/2007 10:51)
de lasa mila mivadika ho naturiste dool zany ny oul rehetsa de tsy misy misaina ratsy:-P
13. harinaivo ( 22/04/2007 11:34)
salut aloha enao e!
tsy misy tokony hahagaga ano zany matoa ny sexe nataon'ilay nahary any ambany de any no tena izy e! any no mety aminy kou! atao ahona moa ny hamoahana maloto eny @sofina na orina ohatra !eritrereto ange hoe eo @orona enao ohatra mikapa tena gaigy be an! na hoe eo @vava no mipisy ha!ha!ha!ha:x:x:x
14. diamondra27 ( 22/04/2007 14:07)
harinaivo: salut!za aloha tena mbola 8O ihany hatr@izao e!
ka raha any ambany ilay izy dia tokony tsy asiana olana toy ny tongotra koa any ambany, nefa ny ankamaroan'ny olona raha vao tsy misy ny histoire de sexe dia miady,tsy mifankatia sns...
15. karinah ( 22/04/2007 17:57)
vice njay zany diam a, miombon kvt à harnaivo:wink:
16. bozylove ( 23/04/2007 15:33)
diamondra27:
Tena lasa indray ny eritreritro fa naninona aza ny sexe no natao tany ambany no naharian'Andriamanitra azy, voatakona; fa raha niseho toy ny orona vava sofina io dia mety inona ny fipoitrany?

Tsy kely tsy lehibe mitady daholo...


[size=13px]aza adino fa ny sexe dia natao hiraisan'ny ny lahy sy ny vavy ho porofom-pitiavana ho antsika olombelona ,sy natao hanaovana zaza hitomboin'ny taranaka. Dikan'izany tokony any @ toerana intime; ka ny olona mifankatia ihany no tokony mahita an'ilay sexn' ilay olontiny [/size]

[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Amour/0046.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Amour/0031a.gif[/IMG]



[size=13px]Ary ain'Andriamanitra nanisy azy any ambany mba ho discret.[/size]

ary mba jereo ny any biby lahy rehetra fa miafina azy, : ny omby , ny saka , ny alika.... efa te hiaraka aranofo @ ny biby vavy vao mivoka lava lava :-)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Animaux/vache10.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Animaux/animaux-lfdpn-059.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Animaux/tigre.gif[/IMG]


[size=13px]sexe organe noble fa tsy tokony bannaliser ; sex trait d'union deux êtres qui s'aiment[/size] (l) 8) (l)
17. bozylove ( 23/04/2007 15:38)
pitoussy:
mbola manota ihany raha izany fa tondé tsy manao zipo sy pataloha mitsy sady ny andro zao efa mafana



fasaly:
de lasa mila mivadika ho naturiste dool zany ny oul rehetsa de tsy misy misaina ratsy


[size=13px] taloha anie tsy misy niankajo e :-) 8); salaka fotsiny no nanaovana :P 8) :P 8O :lol:[/size]
18. ari.malala ( 27/04/2007 07:40)
fasaly, na any am naturiste aza mbola misy iany ny misaina ratsy ko:P
19. Rasiligaoma ( 27/04/2007 07:44)
diamondra27:

Tena lasa indray ny eritreritro fa naninona aza ny sexe no natao tany ambany no naharian'Andriamanitra azy, voatakona; fa raha niseho toy ny orona vava sofina io dia mety inona ny fipoitrany?

Tsy kely tsy lehibe mitady daholo...
nisy architecte izay teo am-pandinihana vehivavy niteny nivavaka t@! andriamaitra nanao hoe .. naninona nonataonao nifanakaiky ny salle de jeux sy ny trano fivoahana?



20. diamondra27 ( 27/04/2007 09:20)
=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5716