bevoka....

1. mamzelkely ( 20/04/2007 14:15)
mba lasa hoa ry zareo ny saiko ôtrany ts nampino anah ity efa elaela za no nahita emission zay tam télé de niresaka vhv bevoka le izy de we izy hono ts nahatsapa fa bevoka zany jusqu'à ce que niteraka hono fa ny règle hono normal fa izy somary nahazo poids ftsn de ts azoko hoe possible ve zany fa inn n mahatonga an zany etat zany :roll:
2. Samoana ( 20/04/2007 14:21)
( vô ny lohateny no hitako d'efa saika hikoropaka hametraka " felicitatiô " ho an'i mam'z aho:-D )
3. Fiffi ( 20/04/2007 14:25)
tena misy io .....izany angamba no ataohoe "incroyable mais vrai".......
4. mamzelkely ( 20/04/2007 14:43)
samoana :-D:-D asa sô de mba io ny cas-ko :lol::-D:-D

fiffi ka zay mits le mahatonga an le izy ange no ts azoko satri ôtrany zvt ts imaginable le izy :?
5. kelly13 ( 20/04/2007 19:25)
hahazo niece na neveu v za zany?
6. xxx ( 20/04/2007 19:48)
avy @ ny fanahy masina zany klé:-P:-P
7. mamzelkely ( 21/04/2007 07:30)
kelly :-D:-D:-D aza mampime anah eo :-D:-D:-D vady aza mbola ts azo ko :-D:-D:-D

xxx za vô saika hiteny :-D:-D
8. tywa68 ( 21/04/2007 07:35)
mamzkely : mba olona te hiseho télé kosa zany e !:lol:

9. watafon ( 21/04/2007 07:40)
:-D aloha amle titre e !
sarotra ihany ny hino an'izany ! possible scientifiquement hoe mbola misy règle mande ihany fa ilay fitombon'ny kibo kosa v d tsy hanaitra !
Misy ankizy zay taty dago nanao ohatran'io fa 7 ème mois vao fantany hoe bevohoka izy !
10. tywa68 ( 21/04/2007 07:44)
watafon : ankizy tsy mandro mihitsy zany matoa tsy mahita ny fiovàny !:-D
11. mamzelkely ( 21/04/2007 09:06)
ka zay ange le mahagaga ahy eee lazainy fa t sfatany le izy ra ts efa niteraka izy :? de ho possible ve zany :roll:
12. kelly13 ( 21/04/2007 12:33)
mamz>za nga niteny oe zanakao?:-P
13. lancia ( 21/04/2007 13:03)
efa nahita ol hoatr'ity za fa tena misy
14. misterX ( 22/04/2007 07:37)
8OAza mbô manaitsa ôtsan' zany rangà a! tokony mba hoe tsy mampino no natao titre!
15. sitlo ( 23/04/2007 03:12)
homer :-D
16. naritsimba ( 23/04/2007 06:19)
zava-misy io ka.
17. mamzelkely ( 23/04/2007 08:01)
misterX ela zany hihi:-* ts manaitra za ka :-D

kelly :? hay ve eee:lol:
18. watafon ( 23/04/2007 08:53)
tywa68 : hita mitsy kou !
mamz:saika nalza ndry an ! :-D:-D
19. mamzelkely ( 23/04/2007 11:17)
:-D:-D ka io no hitako titer sady manaitra no fohy ko :-D:-D
20. watafon ( 23/04/2007 14:09)
:-D zany an ? hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2933