bevoka....

21. sakaizakely ( 23/04/2007 17:31)
ieeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee

tena misy

antsoin'ny siantifika hoe "deni de grossesse" de tsy mitombo mits ny kibo nefa le zaza mitombo tsara. Zany hoe somary olona nofosana kely ihany no hitako (tam télé an !) hoe efa tena voany.

Satria raha olona manifinify valahana izany tsy possibla

Misy de tena tonga fotoana mits hono, fa rehefa tena dinihina izany, hay somary perte ra ilay izy fa tsy tena règle, saingy ilay olona tena tsy mieritreritra hoe bevohoka dia mi se convaincre hoe règle ihany io.

nisy vhv izay efa 7 mois vao fantany, dia izay vao nanomboka hitabe le kibo, zany hoe rehefa vita le deni de grossesse, dia ni-accepter ny vohokany ilay vhv, vao nitombo aradalana ilay kibo. Mahavariana

Fa ny mahatonga io deni io dia toa hoe misy blocage psikolojika ilay vhv, ny antony tsy fantatra.
22. mamzelkely ( 24/04/2007 06:57)
ah oki fa le henoko zay aange tô we efa le zaza teraka vô gaga izy we hay za bevoka eee:roll:
23. Fiffi ( 25/04/2007 11:31)
tena efa naheno an'io koh zah an ! de tsy nino nefa zavatra tena marina....
24. ari.malala ( 25/04/2007 15:28)
ra azoko zany d ts eken sainy we bevok iz d lasa ts mitombo ny kibony? d aona ko zany?
25. sakaizakely ( 25/04/2007 16:34)
arimalala> de asa re ! fa dia tena zavamisy tokoa izy io. Asa raha renareo le ramatoa Courjault tany Japon, namono zazamena in3. Bevohokoa foana izy nefa tsy fantatry ny vadiny akory. Iny aloha dia infanticide tena grave sady misy pb psikolojika be le ramatoa. Ohatra exceptionnel iny

Fa misy ny ankabeazan'ireo vhv manao deni de grossesse ireo, tsy mihevitra ny tenany hoe bevohoka noho ny antony maro samihafa. Ohatra fotsiny hoe olona tsy manana situation fixe dia tsy mieritreritra ny hananjanaka, kanjo dia mipetraka ihany ilay zaza.

Lazain'ny siantifika hoe ny tenany vonona, fa ny sainy tsia, dia tsy tonga saina izy hoe bevohoka ange, dia izay ilay hoe fandavana.

Misy koa vhv efa maro anaka tsy mihevitra ny hiteraka intsony ary tena vonona amin'izany, sady efa feran'ny vadiny hoe tsy tokony intsony. Nefa hono dia mbola manana faniriana te hiteraka ihany any anaty any, dia tsy mahatsapa ny tenany hoe bevohoka raha tsy efa tarabe

Misy tena mampalahelo amin'izy ireny fa heverin'ny lhl hoe mi-manipuler azy am le zaza (hoe te hitazona lhl) dia ilaozany eo. Nefa tena tsy izay mihitsy.

Ilay hoe tena tsy mahalala mihitsy raha tsy efa mihetsijaza tsy mbola henoko, mety hoe angamba tena tsy mahalala i sy a am ny fiainana dia efa tena eo ampotony vao gaga.

Mbola mistery be io deni de grossesse io hatramin'izao.
26. Fiffi ( 26/04/2007 10:21)
ari.malala:
ra azoko zany d ts eken sainy we bevok iz d lasa ts mitombo ny kibony? d aona ko zany?
izany angamba no ataohoe "grosesse nerveuse"


27. watafon ( 26/04/2007 12:20)
Fiffi: hafa mihitsy ny grossesse nerveuse k ! io indray no ilazana ireo izay mitsdy zaza mafy nefa tsy mety mahazo d mihalehibe ny kibony nefa izy tsy bevohoka !
fa le "déni de grossesse" kosa
http://www.sosbebe.org/aide/deni.html
28. Fiffi ( 26/04/2007 12:57)
wata: :oops: merci akia an ! :*
29. ari.malala ( 27/04/2007 07:45)
sakaizakely, zany hoe efa teraka zany le zaza vo novonoiny? sa mitovy amin'ny avortement iany io infanticide io?
30. vahiny2004 ( 27/04/2007 08:30)
sakaizakely:

arimalala> de asa re ! fa dia tena zavamisy tokoa izy io. Asa raha renareo le ramatoa Courjault tany Japon, namono zazamena in3. Bevohokoa foana izy nefa tsy fantatry ny vadiny akory. Iny aloha dia infanticide tena grave sady misy pb psikolojika be le ramatoa. Ohatra exceptionnel iny



Korea fa tsy Japon

31. sakaizakely ( 27/04/2007 16:36)
ari.malala:

sakaizakely, zany hoe efa teraka zany le zaza vo novonoiny? sa mitovy amin'ny avortement iany io infanticide io?


Tsy avortement mits fa tena famonoana zanaka = infanticide. Nalatsany irery tao hono dia tonga dia novonoiny. In-3 izy nanao izany. Ary tsy fantatry ny vadiny mts hoe bevohoka

Le roa farany avy novonoiny fa tsy foiny nariana ny fatiny dia notehiriziny tanaty congélateur dia ny vadiny no nahita ny faty. Ny test adn no nahafantarana fa zanak'izy mivady ihany ireo. Dia izay ilay ramatoa vao niaiky sy nilaza ny marina

Mananjanaka roa efa 10 taona mahery izy mivady ary mikarakara tsara ny zanany ilay ramatoa. Tsisy nanampo
:{:{:{


32. watafon ( 28/04/2007 06:34)
Fiffi: :):*
33. sakaizakely ( 28/04/2007 12:12)
eny tokoa, misaotra an'i Watafon fa tena complet tsara ilay lahatsoratra t@ rohy...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3786